Entry | 1 Ambatondrazaka |
Elementary words | 2 vato, ra-, zaka |
Part of speech | 3 name (toponym) [Full list] |
Examples |
4 [2.472] Hita tany ambatondrazaka izany rehetra izany. 5 [2.48] ambatondrazaka sy Amparafaravola — ny Sianaka; 6 [2.576] Ny filohan’ny Fivondronan' ambatondrazaka sy ny Firaisan' ambatondrazaka I, tamin' izany fotoana izany, no sady niavian' ny hevitra no nitarika ny fanatanterahana ny natao amin' ny lafiny rehetra. |
Vocabulary |
7 Geography: towns |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |