| Entry (1/2) | 1 ambadika | 
| Part of speech | 2 noun or adverb | 
| Explanations in Malagasy | 3   Enti-milaza ny toerana ao ivohon' ny zavatra iray: Miery ao ambadiky ny hazo ao izy [1.1] | 
| Explanations in English | 4   the other side on the other side; concealed [1.7] | 
| Explanations in French | 5   [am-badika]
 l'autre côté, le penchant opposé, le côté opposé, l'envers de l'autre côté, sur le penchant opposé, sur le côté opposé, sur le verso, sur l'envers [1.3] 6 le verso de l'autre côté, en cachette [1.8] 7 verso [1.13] | 
| Examples | 8   Be tseroka ny ambadik' ity kapaoty ity (L'envers de ce manteau est très sale)
[1.3] 9 Mideza ny ambadik' io tendrombohitra io (L'autre côté de cette montagne est escarpé) [1.3] 10 Lasa any am-badiky ny tendrombohitra ny omby (Les boeufs sont partis de l'autre côté de la montagne) [1.3] 11 Misy tanimanga vaky ao am-badiky ny tafon-trano (Il y a des tuiles cassées de l'autre côté du toit) [1.3] 12 Zahao ao am-badiky ny takela-taratasy fahafolo (Voyez le verso de la dixième page) [1.3] | 
| Morphology | 
 | 
| All compound words | 15 3 combinations of this word | 
| Entry (2/2) | 16 ambadika | 
| Part of speech | 17 noun | 
| Explanations in Malagasy | 18   Karazana diamanga na daka, mitovitovy amin' ny kapatokana (jar.): mihodina tampoka ilay namely, amin' ilay tsy ampoizin' ilay mikatroka aminy iny, dia alefany any andamosina ny tongony -- indraindray ny felatanany amin' izay mitehina amin' ny tany -- ka mafy fiantefa izaitsizy izany, manoatra noho ny tsipaka anoloana na ny kopala. [1.1] | 
| Explanations in French | 19   nom d'une manière de lancer le coup au jeu de savate [1.3] | 
| All compound words | 20 mamely ambadika | 
| Vocabulary | 21 Sports | 
| Anagrams | 22 ambadika, 23 midabaka | 
| Updated on 2025/10/09 |   |