| Entry | 1 alanana |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
[alañana]
3 fasika
[Taimoro, Betsimisaraka]
[1.78] 4 voan-javatra anaovana sikidy [Betsimisaraka] [1.78] 5 Anarana karazan-tsikidy misy andalana efatra, izay mitondra laharana efatra tsirairay avy indray 6 Fasika fanaovana karazan-tsikidy iray izay atao indrindra hoe sikidy alanana [1.1] [alañana] 7 ilazana ny fasika na jia mando [1.13] |
| Explanations in English |
8 a word applied to the sand or fine gravel used in working the sikidy.
[1.2] |
| Explanations in French |
9 Nom de Sikidy arrangé sur quatre lignes et quatre rangs; nom des graines employées pour tirer le Sikidy
[1.3] 10 sable. (fàsina, jìa). § fàsika. [Tankarana] [1.19] [alañana] 11 sables humides [1.13] |
| All compound words | 12 2 combinations of this word |
| Quotes | 13 Texts mentioning this word |
| Anagrams | alanana, 14 analana, 15 ananala |
| Updated on 2025/11/09 |
|