| Index |
| ||||||||||||||||||||
| Proverbs : mirefotra | |||||||||||||||||||||
| Proverb 1 | Kapila voahitsaka: mirefotra ihany fa any ambany faladia. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Malagasy interpretation | Enti-milaza olona maivan-doha mihevi-tena ho zavatra: mipentsompentsona ihany, saingy tsy asian' ny olona vidiny. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Index |
| ||||||||||||||||||||
|
|