Proverbs : maharenoka

Proverb5758 Nojeren-davitra naharenoka , fa nony nihaona : ny iray rombina , ny iray alobotra , ka Ramahafohiliaka no anarany. [Rinara 1974 #2809]
Raha nojeren-davitra toa soa ; kanjo nony nakekena : ny anankiray rombina , ary ny anankiray alobotra , ka Ramahafohiliaka no anarany. [Houlder 1895]

Index