| Index | 
 | 
  | 
|   | 
Proverbs quoting the word : maharenoka
 | 
 | 
  | 
| Proverb 1 | Nojeren-davitra naharenoka, fa nony nihaona : ny iray rombina, ny iray alobotra, ka Ramahafohiliaka no anarany.  [2.558 #2809]
 Raha nojeren-davitra toa soa; kanjo nony nakekena: ny anankiray rombina, ary ny anankiray alobotra, ka Ramahafohiliaka no anarany. [2.165]
 | 
  |  
 | 
| Index | 
 | 
  |