Index

Proverbs : lah-

Proverb Famalàka ny olona : lah’ tsy pehina tsy miditra. [Samson 1965 #F2]

Proverb Talanolo matin’ anina, faralahy matin-tsiotsiotra, lah’ avy ny taon-drivotra, ambany vatana mivony. [Samson 1965]

Proverb Tono lavi-tompo : lah’ tsy manta, hiatra. [Samson 1965 #T77]

Proverb Tsy bingibingy lah’ hanasa miady, tsy langorony lah’ hanasa hirebika. [Samson 1965 #T165]

Proverb Tsy dronga lah’ haneno aloham-borona, tsy bingy na hirebika alohan-dreniny. [Samson 1965 #T164]

Proverb Tsy vily lah’ hirombak’ ofana, tsy angady lah’ hiloha lela. [Samson 1965 #T163]

Proverb Valavo nanandran-tsira ; lah’ manindroa omban’ aty latsaka. [Samson 1965 #V57]

Proverb Vilany vy natrao-Bazaha : teto lah’ niharo. [Samson 1965 #V55]
Vilañy vy natrao-bazaha: teto laha niharo. [Houlder 1895]
Malagasy interpretation Vilany vy nakambam-bazaha, ka teo vao niharo. [Houlder 1895]

Proverb Voamaho ny olombelona : lah’ tsy tohinina tsy manitra. [Samson 1965 #V73]

Proverb Vorona azon-jaza : lah’ tsy maty, lasana. [Samson 1965 #V96]

Index