Index

Proverbs : hazera

Proverb Aingaingain-kazera, ohatra ny famono vato. [Cousins 1871]
Aingaingain-kazera sahala amin' ny famono vato. [Rinara 1974]

Proverb Aingaingain-kazera, toy ny fively fandraka. [Cousins 1871, Houlder 1895, Rinara 1974]
French translation Qu' on soulève pour le laisser retomber ensuite, comme un maillet (de menuisier). [Houlder 1895 #1484]

Proverb Sariolona an-tanan-jazabodo, ka hindrahindrain-kazera. [Rinara 1974]

Index