Index

Proverbs : fatra-pandà

Proverb Izay fatra-pandà ihany no manaiky. [Rajemisa 1985]
Malagasy interpretation Matetika ireo mikiribiby manda mafy ihany no milefitra manaiky amin' ny farany. [Rajemisa 1985]
Ny ela manova zavatra ka ny nolavina mafy tamin' ny voalohany lasa ekena atý aoriana. [Rajemisa 1985]

Index