| Index |
| ||||||||||||||||||||
| 1 Proverbs quoting the word : fandrasana | |||||||||||||||||||||
| Proverb 1 | Eo am-pandrasana no ahitana ny atiny. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Malagasy interpretation | Enti-milaza fa raha tsy antomorina sy dinihina tsara ny zavatra, tsy hita izay ao anatiny sy tokony hatao aminy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Index |
| ||||||||||||||||||||
|
|