Index

Proverbs : anoarana

Proverb Tsy hisy hanoarana, ohatra ny vikina ambany farafara. [Cousins 1871]
Tsy hita hanoarana, ohatra ny hazakazaka ambany farafara. [Rinara 1974]
Tsy hita hanoharana hoatry ny vikina ambany farafara. [Veyrières 1913 #5780]
French translation Sans comparaison, comme faire un saut sous le lit. [Veyrières 1913 #5780]
French interpretation Autre sens : chose impossible. [Veyrières 1913 #5780]

Index