Proverbs : amparasily

Proverb3331 Mainka izany raha amparasily , ravin-katsaka aza mikasaoka ! [Rinara 1974 #1897]
Mainka izany raha parasily , ravin-katsaka aza mikasoka . [Rajemisa 1985]
Malagasy interpretation Enti-milaza ny olona be hambo aoka izany ka zavatra tsinontsinona iny dia efa mampibontsina azy izaitsizy. [Rajemisa 1985]
Enti-milaza ny olona matin-kambo be loatra; zavatra kely iny dia mampibontsina azy izaitsizy, hanao ahoana izany raha zavatra lehibebe kokoa no sendra azy? [Rajemisa 1985]
Enti-milaza olona be hambo amin' ny zavatra madinika. [Rajemisa 1985]
Fiteny enti-maneso ireo be hambohambo foana amin' ny zavatra tsinontsinona. [Rajemisa 1985]

Index