| Index | 
 | 
  | 
|   | 
Proverbs quoting the word : alanona
 | 
 | 
  | 
| Proverb 1 | Kitay telo an-dalana : ny roa alanon' ny lahy, ary ny iray alanon' ny vavy.  [2.415 #1765]
 Kitay telo an-dalana; ny roa alanon' ny lahy, ny iray alanon' ny vavy.  [1.1 #51]
 | 
| Malagasy interpretation | Enti-milaza ny fomba nisy hatry ny fahagolan-tany, izay nametra ny anjara entin' ny mpivady tsirairay avy raha misy fisarahana, ka ny ampahatelony an' ny vavy, hoy izy, ary ny androatokony an' ny lahy; amin' ny fananana arin' izy roa nandritra ny fanambadiany ireo.  [1.1 #51]
 | 
| French translation | Trois rangées de paille ou herbe à faire le feu : il y en a deux pour l' homme et une pour la femme.  [2.415 #1765]
 | 
| French interpretation | Paroles de contrat de mariage réglant la distribution des biens en cas de séparation : deux tiers à l' homme et un tiers à la femme.  [2.415 #1765]
 | 
 | 
  | 
| Index | 
 | 
  |