Index

Proverbs : aisina

Proverb Ahy aza ny lelo aisiko. [Rajemisa 1985 #38]
Ahy aza ny lelo hahisiko ! [Veyrières 1913 #6468]
Ahy, hono, izany lelo haisiko! [Rajemisa 1985 #539]
Malagasy interpretation Enti-milaza hoe "raha mba izaho no nanankanaovana, asa fotsiny!". [Rajemisa 1985 #539]
Raha mba izaho no nanan-kanaovana, tsy maintsy ho vitako tsara mihitsy. [Rajemisa 1985 #38]
French translation Si cela me regardait, comme je le moucherais bien ! [Veyrières 1913 #6468]

Index