| 
|   | 
The Acts of the Apostles | 
Asa | 
Asa | 
Les Actes des Apôtres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Asa 6.5 | 
And the saying pleased the whole multitude: and they chose Stephen>, a man full of faith and of the Holy Ghost>, and Philip>, and Prochorus>, and Nicanor>, and Timon>, and Parmenas, and Nicolas> a proselyte of Antioch>: | 
Dia sitraky ny olona rehetra ny teniny, ka nifidy an' i Stefana izy, lehilahy feno finoana sy ny Fanahy Masina, ary Filipo sy Prokoro sy Nikanora sy Timona sy Parmena ary Nikoleo (proselyta avy any Antiokia), | 
Nankasitrahan' ny olona rehetra izany teny izany, ka dia nofidiny Etiena lehilahy feno finoana sy ny Fanahy Masina, Filipo, Prokora, Nikanora, Timona, Parmenasy, ary Nikolà, proselita avy any Antiokia. | 
La proposition plut à toute l' assemblée, et l' on choisit Étienne>, homme rempli de foi et de l' Esprit Saint, Philippe>, Prochore>, Nicanor>, Timon>, Parménas et Nicolas>, prosélyte d' Antioche>. |