Chapters and verses mentioning Teofily

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
...............
Lio / Lk 1.3 It seemed good to me also, having had perfect understanding of all things from the very first, to write unto thee in order, most excellent Theophilus, dia sitrako koa, rehefa nofotorako tsara ny zavatra rehetra hatramin' ny niandohany, ny hanoratra izany aminao araka ny filaharany, ry Teofilo tsara indrindra, dia nataoko fa mety koa, rahefa niala nenina aho hahalala tsara ny zavatra rehetra hatramin' ny niandohany, ny hanoratra azy milamina tsara ho anao, ry Teofily manan-kaja, j' ai décidé, moi aussi, après m'être informé exactement de tout depuis les origines, d' en écrire pour toi l' exposé suivi, excellent Théophile,

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 1.1 The former treatise have I made, O Theophilus, of all that Jesus began both to do and teach, Ry Teofilo, ilay boky voalohany dia nosoratako ny amin' izay nataon' i Jesosy sy nampianariny, Ry Teofily, efa voalazako tamin' ny boky voalohany ny zavatra rehetra nataon' i Jeso sy nampianariny, J' ai consacré mon premier livre, ô Théophile, à tout ce que Jésus a fait et enseigné, depuis le commencement