| 
 | 
|  |  |  | Makabeo I | 1er Livre des Maccabées | 
| 1M 1.1 |  |  | Aleksandra, zanakalahin' i Filipo, Masedoniana, avy amin' ny tanin' i Setima, rahefa naharesy an' i Dariosa, mpanjakan' ny Persa sy ny Meda, sy tonga mpanjaka nisolo azy, ary efa nanjaka tamin' i Gresa, aloha, | Après qu' Alexandre, fils de Philippe>, Macédonien> sorti du pays de Chettiim>, eut battu Darius>, roi des Perses> et des Mèdes>, et fut devenu roi à sa place en commençant par l' Hellade>, | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1M 1.8 |  |  | Roa ambin' ny folo taona no nanjakan' i Aleksandra, dia niamboho izy. | Ses officiers prirent le pouvoir chacun dans son gouvernement. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1M 6.2 |  |  | manan-tempoly be zava-tsarobidy, misy fiadiana navelan' i Aleksandra, zanak' i Filipo, mpanjakan' i Masedoana, ilay nanjaka voalohany tamin' ny Greka, | avec un temple très riche renfermant des pièces d' armure en or, des cuirasses et des armes qu' y avait laissées Alexandre, fils de Philippe>, roi de Macédoine>, qui régna le premier sur les Grecs>. | 
| 1M 10.1 |  |  | Tamin' ny taona faha-enimpolo amby zato, niainga hanafika Aleksandra, ilay zanak' i Antiokosa, sy natao hoe Epifana, ka nahazo an' i Ptolemaisa; noraisin' ny mponina izy, dia tonga mpanjaka. | L' an 160, Alexandre, fils d' Antiochus> Epiphane>, se mit en marche et vint occuper Ptolémaïs>. Il fut reçu et c' est là qu' il inaugura son règne. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1M 10.15 |  |  | Aleksandra mpanjaka kosa, tamin' izany, dia nahare ny zavatra natolotr' i Demetriosa an' i Jonatasa; notantarain' ny olona taminy koa ny ady nataony, ny herim-po nafitsok' izy mbamin' ireo rahalahiny ary ny loza niaretany ka hoy izy: | Le roi Alexandre apprit les promesses que Démétrius> avait mandées à Jonathan>. On lui raconta aussi les guerres et les exploits dans lesquels lui et ses frères s'étaient signalés et les peines qu' ils avaient endurées. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1M 10.18 |  |  | Aleksandra mpanjaka, miarahaba an' i Jonatasa rahalahiny. | "Le roi Alexandre à son frère Jonathan>, salut. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1M 10.23 |  |  | Hoy izy: Naninona ity isika no Aleksandra indray no nialoha antsika nahazo fihavanana tamin' ny Jody, hanamafisany ny fahefany? | "Qu' avons-nous fait pour qu' Alexandre ait capté avant nous l' amitié des Juifs> pour affermir sa position? | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1M 10.47 |  |  | Ka dia tapakevitra izy ireo fa homba an' Aleksandra, ka ny fanekem-pihavanana avy aminy no tsaratsara kokoa teo imason' izy ireo, ka dia nijanona ho mpikambana aminy mandrakariva izy. | Ils se décidèrent en faveur d' Alexandre parce qu' il l' emportait à leurs yeux en gratifications, et ils furent ses constants alliés. | 
| 1M 10.48 |  |  | Namory tafika lehibe Aleksandra mpanjaka, ka nandroso hamely an' i Demetriosa. | Alors le roi Alexandre rassembla de grandes forces et s' avança contre Démétrius>. | 
| 1M 10.49 |  |  | Dia rafitra ny adin' ireto mpanjaka roa lahy, ka vaky nandositra ny takik' i Demetriosa ka nenjehin' i Aleksandra; | Les deux rois ayant engagé le combat, l' armée d' Alexandre prit la fuite. Démétrius> se mit à sa poursuite et l' emporta sur ses soldats. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1M 10.51 |  |  | Nandefa ambasadaoro ho any amin' i Ptolemea mpanjakan' i Ejipta Aleksandra, nohafarany hilaza aminy hoe: | Alexandre envoya à Ptolémée>, roi d' Egypte>, des ambassadeurs, avec ce message | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1M 10.58 |  |  | Tonga nitsena azy Aleksandra mpanjaka, dia nomeny ho vadin' io Kleopatra zanany vavy, ka tao Ptolemaisa no natao malaza sy manetriketrika araka ny fanaon' ny mpanjaka ny fampakarana. | Le roi Alexandre vint au-devant de Ptolémée>; celui-ci lui donna sa fille Cléopâtre> et célébra son mariage à Ptolémaïs> avec grande magnificence, comme il sied à des rois. | 
| 1M 10.59 |  |  | Nanoratra taratasy tany amin' i Jonatasa, koa Aleksandra mpanjaka, niantso azy hihaona aminy. | Le roi Alexandre écrivit à Jonathan> de venir le trouver. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1M 10.68 |  |  | Nankararirary an' i Aleksandra mpanjaka loatra izany vaovao izany, ary niverina ho any Antiokia izy. | Le roi Alexandre, l' ayant appris, en fut très contrarié et revint à Antioche>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1M 10.88 |  |  | Nony nandre izany zava-niseho izany Aleksandra mpanjaka, dia nomeny voninahitra vaovao indray Jonatasa. | Lorsque le roi Alexandre apprit ces événements, il accorda de nombreux honneurs à Jonathan>. | 
| 1M 11.1 |  |  | Namory miaramila tsy tambo isaina hoatra ny fasika eny amoron-dranomasina sy sambo maro koa ny mpanjakan' i Ejipta, ka nitady hahazo an-kafetsena ny fanjakan' i Aleksandra, hakambana amin' ny fanjakany. | Le roi d' Egypte> rassembla des forces nombreuses comme le sable qui est sur le bord de la mer, ainsi que beaucoup de vaisseaux, et il chercha à s' emparer par ruse du royaume d' Alexandre pour l' ajouter à son propre royaume. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1M 11.8 |  |  | Lasan' i Ptolemea mpanjaka tamin' izany ny tanàna amoron-dranomasina, hatramin' i Seleokia ao amoron' ny ranomasina; ary nihevitra zava-mamohetra amin' i Aleksandra izy. | Quant au roi Ptolémée>, il se rendit maître des villes de la côte jusqu'à Séleucie-sur-Mer>; il méditait de mauvais desseins contre Alexandre. | 
| 1M 11.9 |  |  | Nandefa ambasadaoro ho any amin' i Demetriosa mpanjaka izy hilaza aminy hoe: Avia, hanao fanekena isika fa homeko ho vadinao ny zanako vavy novinadin' i Aleksandra, dia hanjaka eo amin' ny fanjakan-drainao hianao. | Il envoya des ambassadeurs au roi Démétrius> pour lui dire "Viens, concluons ensemble un traité : je te donnerai ma fille que possède Alexandre et tu régneras sur le royaume de ton père. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1M 11.12 |  |  | Dia notsoahany tokoa ny zanany vavy ka nomeny an' i Demetriosa; hatramin' izay dia tafasaraka tamin' i Aleksandra izy, sady nitranga am-pahibemaso ny fifankahalany. | Ayant enlevé sa fille, il la donna à Démétrius>; il changea d' attitude avec Alexandre et leur inimitié devint manifeste. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1M 11.14 |  |  | Tany Silisia Aleksandra tamin' izany andro izany, satria nikomy ny mponina tamin' izany faritany izany. | Le roi Alexandre se trouvait en Cilicie> en ce temps-là, parce que les gens de cette contrée s'étaient révoltés. | 
| 1M 11.15 |  |  | Vao nandre Aleksandra fa hoe navadiky ny rafozany, dia nandroso hamely azy: kanjo nalahatr' i Ptolemea mpanjaka kosa ny tafiny, dia nandroso hikatroka aminy tamin' ny tafika lehibe izy, nataony vaky nandositra. | Alexandre, instruit de tout cela, s' avança contre lui pour livrer bataille; Ptolémée> de son côté se mit en mouvement, marcha à sa rencontre avec une forte armée et le mit en fuite. | 
| 1M 11.16 |  |  | Nandisotra tany Arabia Aleksandra, hitady fialofana any, ka nandresy kosa Ptolemea mpanjaka. | Alexandre s' enfuit en Arabie> pour y trouver un refuge, et le roi Ptolémée> triompha. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1M 11.39 |  |  | Trifona, izay nomba an' i Aleksandra taloha, kosa, nony nahita fa nimonomonona tamin' i Demetriosa avokoa ny miaramila, dia nandeha nankany amin' i Emalkoela Arabo,izay nitaiza an' i Antiokosa, zanak' i Aleksandra mbola tanora: | Or Tryphon>, ancien partisan d' Alexandre, s' apercevant que toutes les troupes murmuraient contre Démétrius>, se rendit chez Iamlikou> l' Arabe> qui élevait Antiochus>, le jeune fils d' Alexandre. | 
| 
 | 
|  | The Gospel according to Mark | Marka | MarbibleData.01.016.srcka | L'Évangile selon Saint Marc | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mar / Mk 15.21 | And they compel one Simon> a Cyrenian>, who passed by, coming out of the country, the father of Alexander and Rufus>, to bear his cross. | Ary Simona Kyreniana (rain' i Aleksandro sy Rofosy) izay nandalo avy tany an-tsaha, no notereny hitondra ny hazo fijalian' i Jesosy. | Ary nisy lehilahy Sireneana atao hoe Simona, rain' i Aleksandra sy Rofosy, nandalo avy any an-tsaha, dia noteren' izy ireo hilanja ny hazo fijaliany, | Et ils requièrent, pour porter sa croix, Simon> de Cyrène>, le père d' Alexandre et de Rufus>, qui passait par là, revenant des champs. | 
| 
 | 
|  | The Acts of the Apostles | Asa | Asa | Les Actes des Apôtres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Asa 4.6 | And Annas> the high priest, and Caiaphas>, and John>, and Alexander, and as many as were of the kindred of the high priest, were gathered together at Jerusalem>. | sy Anasy mpisoronabe sy Kaiafa sy Jaona sy Aleksandro mbamin' izay rehetra mety ho havan' ny mpisoronabe. | ary Ana lehiben' ny mpisorona, Kaifa, Joany Aleksandra, mbamin' ny havan' ny mpisorona rehetra, | Il y avait là Anne> le grand prêtre, Caïphe>, Jonathan>, Alexandre et tous les membres des familles pontificales. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Asa 19.33 | And they drew Alexander out of the multitude, the Jews> putting him forward. And Alexander beckoned with the hand, and would have made his defence unto the people. | Ary nisy nisarika an' i Aleksandro avy teo amin' ny vahoaka, fa ny Jiosy nanesika azy handroso. Ary Aleksandro nanofa tanana, fa ta-handaha-teny hiala tsiny tamin' ny olona. | Tamin' izay nalaina teo amin' ny vahoaka Aleksandra, ka naroson' ny Jody. Dia nanofa tànana hampangina ny olona Aleksandra, fa nikasa hiteny tamin' ny vahoaka. | Des gens de la foule persuadèrent Alexandre, que les Juifs> poussaient en avant. Alexandre, ayant fait signe de la main, voulait s' expliquer devant le peuple. | 
| 
 | 
|  | 1st Letter to Tomothy | 1 Timoty | Timote I | 1ère Épître de Saint Paul à Timothée | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tm 1.20 | Of whom is Hymenaeus> and Alexander; whom I have delivered unto Satan>, that they may learn not to blaspheme. | naman' ireny Hymeneo sy Aleksandro, izay natolotro ho an' i Satana mba hofaizana tsy hiteny ratsy. | anisan' ireny Himeneo sy Aleksandra, izay natolotro an' i Satana, mba hofaizina tsy hiteny ratsy. | entre autres, Hyménée> et Alexandre, que j' ai livrés à Satan> pour leur apprendre à ne plus blasphémer. | 
| 
 | 
|  | 2nd Letter to Timothy | 2 Timoty | Timote II | 2ème Épître de Saint Paul à Timothée | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Tm 4.14 | Alexander the coppersmith did me much evil: the Lord> reward him according to his works: | Aleksandro, mpanefy varahina, efa nanisy ratsy ahy be loatra; ny Tompo hamaly azy araka ny asany; | Be loatra ny ratsy nafitsok' i Aleksandra mpanefy varahina tamiko; ny Tompo no hamaly azy araka ny asany. | Alexandre le fondeur m' a fait beaucoup de mal. Le Seigneur lui rendra selon ses oeuvres. |