| 
 | 
|  | Numbers | Fanisana na Nomery | Fanisana | Les Nombres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 26.32 | And of Shemida, the family of the Shemidaites>: and of Hepher>, the family of the Hepherites>. | ary avy tamin' i Semida ny fokon' ny Semidita; ary avy tamin' i Hefera ny fokon' ny Heferita. | Semidà ihavian' ny fokon' ny Semidaïta; Hefera ihavian' ny fokon' ny Hefrita. | Shemida, le clan Shemidaïte> ; Hépher>, le clan Héphrite>. | 
| 
 | 
|  | Joshua | Josoa | Josoe | Livre de Josué | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 17.2 | There was also a lot for the rest of the children of Manasseh> by their families; for the children of Abiezer>, and for the children of Helek>, and for the children of Asriel>, and for the children of Shechem>, and for the children of Hepher>, and for the children of Shemida: these were the male children of Manasseh> the son of Joseph> by their families. | Ary nisy koa ho an' ny taranak' i Manase sisa araka ny fokony, dia ho an' ny taranak' i Abiezera sy Heleka sy Asriela sy Sekema sy Hefera ary Semida: ireo no zanakalahin' i Manase, zanak' i Josefa, araka ny fokony. | Ny taranak' i Manase sisa koa, dia samy nomena anjara araka ny fianakaviany avy, dia ny taranak' i Abiezera, ny taranak' i Heleka, ny taranak' i Esriela, ny taranak' i Sekema, ny taranak' i Hefera, ary ny taranak' i Semidà; ireo no zanakalahin' i Manase zanak' i Josefa, araka ny fianakaviany. | Puis ce fut pour les autres fils de Manassé> selon leurs clans : aux fils d' Abiézer>, aux fils de Hélèq>, aux fils d' Asriel>, aux fils de Shékem>, aux fils de Hépher> et aux fils de Shemida : c'étaient les enfants mâles de Manassé>, fils de Joseph>, selon leurs clans. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 7.19 | And the sons of Shemidah> were, Ahian>, and Shechem>, and Likhi>, and Aniam>. | Ary ny zanakalahin' i Semida dia Ahiana sy Sekema sy Liky ary Aniama. | Ny zanakalahin' i Semidà dia Ahina, Sekema, Lesia ary Aniama. | Shemida eut des fils : Ahyân>, Sichem>, Liqhi> et Aniam>. |