| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 25.13 | And these are the names of the sons of Ishmael>, by their names, according to their generations: the firstborn of Ishmael>, Nebajoth>; and Kedar>, and Adbeel, and Mibsam>, | Izao no anaran' ny zanakalahin' Isimaela, araka ny anarany sy araka ny taranany: Nebaiota, lahimatoan' Isimaela, sy Kedara sy Adbela sy Mibsama | Izao no anaran' ny zanakalahin' Ismaely, araka ny anaran' ny taranany avy: Nebaiota no lahimatoan' Ismaely, dia Sedara, Adbeela, Mabsama, | Voici les noms des fils d' Ismaèl>, selon leurs noms et leur lignée : le premier-né d' Ismaèl> Nebayot>, puis Qédar>, Adbéel, Mibsam>, | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 1.29 | These are their generations: The firstborn of Ishmael>, Nebaioth>; then Kedar>, and Adbeel, and Mibsam>, | Izao no taranany: Nebaiota, lahimatoan' Isimaela, dia Kedara sy Abdela sy Mibsama | Ka izao no taranak' ireo:  Nabaiota, zanak' Ismaela lahimatoa, Sedara, Adbeela, Mabsana, | Voici leur postérité : Le premier-né d' Ismaèl>, Nebayot>, puis Qédar>, Adbéel, Mibsam>, | 
| 
 | 
|  | Book of Jeremiah | Jeremia | Jeremia | Livre de Jérémie | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jer / Jr 36.26 | But the king commanded Jerahmeel> the son of Hammelech>, and Seraiah> the son of Azriel>, and Shelemiah> the son of Abdeel, to take Baruch> the scribe and Jeremiah> the prophet: but the Lord> hid them. | Ary ny mpanjaka nandidy an' i Jeremela, zanak' andriana, sy Seraia, zanak' i Azriela, ary Selemia, zanak' i Abdela, hisambotra an' i Baroka mpanoratra sy Jeremia mpaminany; fa nafenin' i Jehovah izy roa lahy. | Rahefa izany dia nodidian' ny mpanjaka Jermiely zanak' andriana, sy Saraiasa zanak' i Ezriely, ary Selemiasa zanak' i Abdeely, hisambotra an' i Baròka mpanoratra, sy Jeremia mpaminany, nefa nafenin' ny Tompo izy ireo. | Et il ordonna à Yerahméel>, fils du roi, à Serayahu>, fils de Azriel>, et à Shélémyahu>, fils de Abdéel, de saisir Baruch>, le scribe, et Jérémie>, le prophète. Mais Yahvé> les avait cachés. |