| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 36.35 | And Husham> died, and Hadad> the son of Bedad, who smote Midian> in the field of Moab>, reigned in his stead: and the name of his city was Avith>. | Ary maty Hosama, dia nanjaka nandimby azy Hadada, zanak' i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin' ny tany Moaba; ary Avita no anaran' ny tanànany. | Maty Hosama, ary nanjaka nandimby azy Hadada, zanak' i Nadada, ilay nandresy an' i Madiana, tany amin' ny tanin' i Moaba; ary Avita no anaran' ny tanànany. | Husham> mourut et à sa place régna Hadad>, fils de Bedad, qui battit les Madianites> dans les champs de Moab>, et sa ville s' appelait Avvit>. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 1.46 | And when Husham> was dead, Hadad> the son of Bedad, which smote Midian> in the field of Moab>, reigned in his stead: and the name of his city was Avith>. | Ary maty Hosama, dia nanjaka nandimby azy Hadada, zanak' i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin' ny tany Moaba; ary Avita no anaran' ny tanànany. | Maty Hosama, ka Hadada zanak' i Badada no nanjaka nandimby azy; izy no nandresy an' i Madiana tany amin' ny tanin' i Moaba. | Husham> mourut et à sa place régna Hadad>, fils de Bedad, qui battit les Madianites> dans les Champs> de Moab>; sa ville s' appelait Avvit>. |