| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 36.40 | And these are the names of the dukes that came of Esau>, according to their families, after their places, by their names; duke Timnah>, duke Alvah, duke Jetheth>, | Ary izao no anaran' ny loham-pirenena tamin' ny taranak' i Esao, araka ny mpianakaviny, araka ny fonenany sy araka ny anarany: Timna loham-pireneny sy Alva loham-pireneny sy Jeteta loham-pireneny | Izao no anaran' ny loham-pirenena amin' ny taranak' i Esao, araka ny fokony sy ny faritaniny ary ny anarany avy: Tammà, loham-pirenena; Alvà, loham-pirenena; Jetela, loham-pirenena; | Voici les noms des chefs d'Ésaü>, selon leurs clans et leurs lieux, d' après leurs noms : le chef Timna>, le chef Alva, le chef Yetèt, | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 1.51 | Hadad> died also. And the dukes of Edom> were; duke Timnah>, duke Aliah, duke Jetheth>, | Dia maty koa Hadada. Ary ny loham-pirenen' i Edoma dia Timna loham-pireneny, Alva loham-pireneny, Jetata loham-pireneny, | Ary maty Hadada.  Ny loham-pirenen' i Edoma dia ireto: Tamna loham-pirenena, Alva loham-pirenena, Jeteta loham-pirenena, | Hadad> mourut et il y eut alors des chefs en Édom> : le chef Timna>, le chef Alya, le chef Yetèt>, |