| 
 | 
|  | Exodus | Fanafahana na Eksodosy | Fanafahana na Eksaody | L'Exode | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Eks 31.6 | And I, behold, I have given with him Aholiab>, the son of Ahisamach, of the tribe of Dan>: and in the hearts of all that are wise hearted I have put wisdom, that they may make all that I have commanded thee; | Ary, indro, Izaho efa nanome an' i Oholiaba, zanak' i Ahisamaka, avy amin' ny firenen' i Dana, ho namany; ary ny fon' izay hendry rehetra dia efa nasiako fahendrena, mba hanaovany izay rehetra efa nandidiako anao: | Ary indro nanampiko azy koa Ooliaba, zanak' i Akisemeka, avy amin' ny fokon' i Dana, ary efa nasiako fahendrena ny fon' ny lehilahy mahay rehetra, mba hanaovany an' izay rehetra nandidiako anao, | Voici que je lui adjoins Oholiab>, fils d' Ahisamak, de la tribu de Dan>, et j' ai mis la sagesse dans le coeur de tous les hommes au coeur sage pour qu' ils fassent tout ce que je t' ai ordonné : | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Eks 35.34 | And he hath put in his heart that he may teach, both he, and Aholiab>, the son of Ahisamach, of the tribe of Dan>. | Ary ny fahaizana hampianatra koa dia efa nataon' Andriamanitra tao am-pony, dia izy sy Oholiaba, zanak' i Ahisamaka avy amin' ny firenen' i Dana. | Efa nataon' Andriamanitra ao am-pony koa ny fahaiza-mampianatra; ary toy izany no nataony tamin' i Ooliaba, zanak' i Akisameka, amin' ny fokon' i Dana. | Il a mis en son coeur, à lui ainsi qu'à Oholiab>, fils d' Ahisamak, de la tribu de Dan>, le don d' enseigner. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Eks 38.23 | And with him was Aholiab>, son of Ahisamach, of the tribe of Dan>, an engraver, and a cunning workman, and an embroiderer in blue, and in purple, and in scarlet, and fine linen. | Ary ny namany dia Oholiaba, zanak' i Ahisamaka, avy amin' ny firenen' i Dana, mpiasa tefy sy rafitra ary mpanenona mahay sady nahay tenona samy hafa soratra tamin' ny manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika. | ary ny nanampy azy dia Ooliaba, zanak' i Akisameka, amin' ny fokon' i Dana, mahay manao sary sokirina, mamorona fomban-taozavatra vaovao, manao tenona misoratsoratra amin' ny jaky volomparasy, jaky mangatrakatraka, lamba mena antitra, rongony madinika. | et avec lui Oholiab>, fils de Ahisamak, de la tribu de Dan>, ciseleur, brodeur, brocheur en pourpre violette et écarlate, en cramoisi et en lin fin. |