Chapters and verses mentioning Genesareta

  The Gospel according to Matthew Matio Matio L'Évangile selon Saint Matthieu
...............
Mat / Mt 14.34 And when they were gone over, they came into the land of Gennesaret. Ary nony tafita izy, dia tonga teo an-tanety, any Genesareta. Ary nony tafita ny rano izy ireo, dia tonga tany amin' ny tanin' i Genesareta; Ayant achevé la traversée, ils touchèrent terre à Gennésaret.

  The Gospel according to Mark Marka Marka L'Évangile selon Saint Marc
...............
Mar / Mk 6.53 And when they had passed over, they came into the land of Gennesaret, and drew to the shore. Ary nony tafita izy, dia tonga teo amin' ny tany Genesareta ka niantsona teo. Nony tafita izy ireo, dia nitody tao Genezareta ka niantsona teo. Ayant achevé la traversée, ils touchèrent terre à Gennésaret et accostèrent.

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
Lio / Lk 5.1 And it came to pass, that, as the people pressed upon him to hear the word of God, he stood by the lake of Gennesaret, Ary raha nifanizina taminy ny vahoaka mba hihaino ny tenin' Andriamanitra, dia nijanona teo amoron' ny Farihin' i Genesareta Jesosy; Ary indray andro raha nijoro teo amoron' ny farihin' i Genezareta izy, dia nifanesika taminy ny vahoaka mba hihaino ny tenin' Andriamanitra. Or il advint, comme la foule le serrait de près et écoutait la parole de Dieu, tandis que lui se tenait sur le bord du lac de Gennésaret,