Chapters and verses mentioning Kaosa

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 4.8 And Coz begat Anub, and Zobebah, and the families of Aharhel the son of Harum. Ary Hakoza niteraka an' i Anoba sy Zobeba ary ny fokon' i Aharela, zanakalahin' i Haroma. Kaosa niteraka an' i Anoba sy Sobobà, ary ny fokon' i Aharehela, zanakalahin' i Aroma. Qoç engendra Anub, Haççobéba et les clans d' Aharhel, fils de Harum.
...............
1Tt / 1Tan 24.10 The seventh to Hakkoz, the eighth to Abijah, ny fahafito an' i Hakoza, ny fahavalo an' i Abia, an' i Akosa ny fahafito, an' i Abià ny fahavalo, Haqqoç le septième, Abiyya le huitième,

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 2.61 And of the children of the priests: the children of Habaiah, the children of Koz, the children of Barzillai; which took a wife of the daughters of Barzillai the Gileadite, and was called after their name: Ary ny avy tamin' ny taranaky ny mpisorona dia izao: Ny taranak' i Habaia, ny taranak' i Hakoza, ny taranak' i Barzilay; nampaka-bady avy tamin' ny zanakavavin' i Barzilay Gileadita io, ka dia notononina araka ny anarany. Ary ny tamin' ny taranaky ny mpisorona: dia ny taranak' i Hobià, ny taranak' i Akosa, ny taranak' i Berzelaì, izay naka vady tamin' ny zanakavavin' i Berzelaì, Galaadita, ka dia nantsoina amin' ny anarany. Et parmi les fils des prêtres : les fils de Hobayya, les fils d' Haqqoç, les fils de Barzillaï celui-ci avait pris pour femme l' une des filles de Barzillaï, le Galaadite, dont il adopta le nom.

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 3.4 And next unto them repaired Meremoth the son of Urijah, the son of Koz. And next unto them repaired Meshullam the son of Berechiah, the son of Meshezabeel. And next unto them repaired Zadok the son of Baana. Ary manarakaraka ireo dia namboatra koa Meremota.zanak' i Oria, zanak' i Hakoza. Ary manarakaraka io dia namboatra koa Mesolama, zanak' i Berekia, zanak' i Mesezabela. Ary manarakaraka io dia namboatra koa Zadoka, zanak' i Bana. ary teo anilany dia Merimota zanak' i Oria, zanak' i Akosa no nanamboatra; ary teo anilany dia Mosolama zanak' i Barakia, zanak' i Mesezebela, no nanamboatra; ary teo anilany dia Sadaoka zanak' i Baanà no nanamboatra; A leur suite répara Merémot, fils d' Uriyya, fils d' Haqqoç; à sa suite répara Meshullam, fils de Bérékya, fils de Meshèzabéel; à sa suite répara Sadoq, fils de Baana.
...............
Neh / Ne 3.21 After him repaired Meremoth the son of Urijah the son of Koz another piece, from the door of the house of Eliashib even to the end of the house of Eliashib. Manarakaraka io koa dia nisy namboarin' i Meremota, zanak' i Oria, zanak' i Hakoza, hatramin' ny varavaran' ny tranon' i Eliasiba ka hatramin' ny faran' ny tranon' i Eliasiba. Nanarakaraka azy dia Merimota zanak' i Oria, zanak' i Akosa no nanamboatra ny ilany anankiray hatreo amin' ny varavaran' ny tranon' i Eliasiba, ka hatrarý amin' ny faran' ny tranon' i Eliasiba. Après lui Merémot, fils d' Uriyya, fils d' Haqqoç, répara un autre secteur, depuis l' entrée de la maison d' Elyashib jusqu'à son extrémité.
...............
Neh / Ne 7.63 And of the priests: the children of Habaiah, the children of Koz, the children of Barzillai, which took one of the daughters of Barzillai the Gileadite to wife, and was called after their name. Ary ny avy tamin' ny mpisorona dia izao: Ny taranak' i Hobaia, ny taranak' i Hakoza, ny taranak' i Barzilay; nampaka-bady avy tamin' ny zanakavavin' i Barzilay Gileadita io ka notononina araka ny anarany. Ary ny tamin' ny mpisorona dia ny taranak' i Hobià, ny taranak' i Akosa, ny taranak' i Berzelaì, izay naka ho vady ny anankiray tamin' ny zanakavavin' i Berzelaì, Galaadita, ka dia nantsoina amin' ny anarany. Et parmi les prêtres, les fils de Hobayya, les fils d' Haqqoç, les fils de Barzillaï celui-ci avait pris pour femme l' une des filles de Barzillaï, le Galaadite, dont il adopta le nom.

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
...............
1M 8.17 Ary Jodasa nifidy an' i Eopolema zanak' i Joany, zanak' i Akosa, sy Jasona zanak' i Eleazara, ka naniraka an' ireo ho any Roma, hanao raharaham-pihavanana amam-pisakaizana amin' izy ireo, Ayant choisi Eupolème, fils de Jean, de la maison d' Akkôs, et Jason, fils d' Eléazar, Judas les envoya à Rome conclure avec les Romains amitié et alliance,