Chapters and verses mentioning Akilasy

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 18.2 And found a certain Jew named Aquila, born in Pontus, lately come from Italy, with his wife Priscilla; (because that Claudius had commanded all Jews to depart from Rome:) and came unto them. Ary izy nahita Jiosy anankiray atao hoe Akoila, izay teraka tany Ponto, vao avy tany Italia, ary Prisila vadiny (fa Klaodio efa nandidy ny Jiosy rehetra hiala tany Roma), dia nankeo amin' izy mivady Paoly. Avy tao izy dia nahita Jody anankiray atao hoe Akilasy teraka tany Ponta, vao tonga avy tany Italia, niaraka tamin' i Prisila vadiny fa nodidian' i Klaody hiala tany Roma ny Jody rehetra, ka nanatona azy mivady. Il y trouva un Juif nommé Aquilas, originaire du Pont, qui venait d' arriver d' Italie avec Priscille, sa femme, à la suite d' un édit de Claude qui ordonnait à tous les Juifs de s'éloigner de Rome. Il se lia avec eux,
...............
Asa 18.18 And Paul after this tarried there yet a good while, and then took his leave of the brethren, and sailed thence into Syria, and with him Priscilla and Aquila; having shorn his head in Cenchrea: for he had a vow. Ary Paoly mbola nitoetra teo andro maromaro ihany, ary rehefa nanao veloma ny rahalahy izy, dia niondrana an-tsambo nankany Syria, ary Prisila sy Akoila niaraka taminy koa; ny volon-dohany nohetezany tany Kenkrea, satria efa nivoady izy. Mbola nitoetra tao Korinta andro maromaro ihany Paoly, vao nanao veloma ny rahalahy, ka niondrana nankany Siria, niaraka tamin' i Prisila sy Akilasy, ary nohetezany tao Senkrea ny volon-dohany, fa nisy voady nataony. Paul resta encore un certain temps à Corinthe, puis il prit congé des frères et s' embarqua pour la Syrie. Priscille et Aquilas l' accompagnaient. Il s'était fait tondre la tête à Cenchrées, à cause d' un voeu qu' il avait fait.
...............
Asa 18.26 And he began to speak boldly in the synagogue: whom when Aquila and Priscilla had heard, they took him unto them, and expounded unto him the way of God more perfectly. Ary izy niteny tamin' ny fahasahiana teo amin' ny synagoga; ary rehefa nandre azy Prisila sy Akoila, dia nandray azy hankao aminy ka nampianatra azy marimarina kokoa ny amin' ny lalan' Andriamanitra. Niteny tamin-kasahiana teo amin' ny sinagoga izy, ka nony ren' i Prisila sy Akilasy, dia nalainy hankeo aminy, nampianariny tsaratsara kokoa ny làlan' ny Tompo. Il se mit donc à parler avec assurance dans la synagogue. Priscille et Aquilas, qui l' avaient entendu, le prirent avec eux et lui exposèrent plus exactement la Voie.

  Letter to the Romans Romanina Romana Épître de Saint Paul aux Romains
...............
Rom / Rm 16.3 Greet Priscilla and Aquila my helpers in Christ Jesus: Veloma amin' i Prisila sy Akoila, mpiara-miasa amiko ao amin' i Kristy Jesosy; Veloma any amin' i Priska sy Akilasy mpiara-miasa amiko ao amin' i Jeso-Kristy; Saluez Prisca et Aquilas, mes coopérateurs dans le Christ Jésus ;

  1st Letter to the Corinthians 1 Korintianina Korintiana I 1ère Épître de Saint Paul aux Corinthiens
...............
1Kr / 1Kor 16.19 The churches of Asia salute you. Aquila and Priscilla salute you much in the Lord, with the church that is in their house. Manao veloma anareo ny fiangonana atý Asia. Manao veloma anareo indrindra ao amin' ny tompo Akoila sy Prisila mbamin' ny fiangonana izay ao an-tranony. Manao veloma anareo ny Eglizy rehetra atý Asia; manao veloma anareo indrindra ao amin' ny Tompo Akilasy sy Prisila mbamin' ny Eglizy izay ao an-tranony. Les Églises d' Asie vous saluent. Aquilas et Prisca vous saluent bien dans le Seigneur, ainsi que l' assemblée qui se réunit chez eux.

  2nd Letter to Timothy 2 Timoty Timote II 2ème Épître de Saint Paul à Timothée
...............
2Tm 4.19 Salute Prisca and Aquila, and the household of Onesiphorus. Manaova veloma amin' i Prisila sy Akoila mbamin' ny ankohonan' i Onesiforosy; Veloma any amin' i Priskà sy Akilasy ary ny fianakavian' i Onesiforo. Salue Prisca et Aquilas, ainsi que la famille d' Onésiphore.