Chapters and verses mentioning Hosana

  The Gospel according to Matthew Matio Matio L'Évangile selon Saint Matthieu
...............
Mat / Mt 21.9 And the multitudes that went before, and that followed, cried, saying, Hosanna to the son of David: Blessed is he that cometh in the name of the Lord; Hosanna in the highest. Ary ny vahoaka izay nialoha Azy sy izay nanaraka dia niantso hoe: Hosana ho an' ny Zanak' i Davida! Isaorana anie Izay avy amin' ny anaran' i Jehovah! Hosana any amin' ny avo indrindra (Sal. 118. 26). ary ny vahoaka izay nialoha sy izay nanaraka azy, samy niantso nanao hoe: Hosana ho an' ny Zanak' i Davida. Isaorana anie izay avy amin' ny anaran' ny Tompo! Hosana any amin' ny avo indrindra. Les foules qui marchaient devant lui et celles qui suivaient criaient : " Hosanna au fils de David ! Béni soit celui qui vient au nom du Seigneur ! Hosanna au plus haut des cieux ! "
...............
Mat / Mt 21.15 And when the chief priests and scribes saw the wonderful things that he did, and the children crying in the temple, and saying, Hosanna to the son of David; they were sore displeased, Fa nony hitan' ny lohan' ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ny zavatra mahagaga izay nataony sy ny ankizy madinika miantso eo an-kianjan' ny tempoly ka manao hoe: Hosana ho an' ny Zanak' i Davida! - dia tezitra izy Fa tezitra ny lohandohan' ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna, nony nahita ny fahagagana nataony sy ireto ankizy madinika nihoraka tao an-tempoly nanao hoe: Hosana ho an' ny Zanak' i Davida, Voyant les prodiges qu' il venait d' accomplir et ces enfants qui criaient dans le Temple : " Hosanna au fils de David ! ", les grands prêtres et les scribes furent indignés

  The Gospel according to Mark Marka Marka L'Évangile selon Saint Marc
...............
Mar / Mk 11.9 And they that went before, and they that followed, cried, saying, Hosanna; Blessed is he that cometh in the name of the Lord: Ary izay nandeha teo alohany sy izay nanaraka teo aoriany dia samy niantso hoe: Hosana! Isaorana anie Izay avy amin' ny anaran' i Jehovah! Ary na izay nandeha teo alohany, na izay nanaraka teo aoriany dia samy niantso hoe: Hosana! Et ceux qui marchaient devant et ceux qui suivaient criaient : " Hosanna ! Béni soit celui qui vient au nom du Seigneur !
Mar / Mk 11.10 Blessed be the kingdom of our father David, that cometh in the name of the Lord: Hosanna in the highest. Hotahina anie ny fanjakana izay avy, dia ny an' i Davida raintsika! Hosana any amin' ny avo indrindra (Sal. 118. 26). Hohasoavina anie ilay avy amin' ny anaran' ny Tompo; hohasoavina anie ny fanjakan' i Davida raintsika izay efa tonga izao; hosana any amin' ny avo indrindra. Béni soit le Royaume qui vient, de notre père David ! Hosanna au plus haut des cieux ! "

  The Gospel according to John Jaona Joany L'Évangile selon Saint Jean
...............
Jao / Jo 12.13 Took branches of palm trees, and went forth to meet him, and cried, Hosanna: Blessed is the King of Israel that cometh in the name of the Lord. dia naka sampan-drofia ka nivoaka hitsena Azy sady niantso hoe: Hosana! Isaorana anie ny Mpanjakan' ny Isiraely, Ilay avy amin' ny anaran' i Jehovah (Sal. 118, 26). ka naka sampan-drofia izy, dia nitsena azy sy niantso hoe: Hosana, hohasoavina anie ilay avy amin' ny anaran' ny Tompo, sy Mpanjakan' Israely. ils prirent les rameaux des palmiers et sortirent à sa rencontre et ils criaient : " Hosanna ! Béni soit celui qui vient au nom du Seigneur et le roi d' Israël ! "