Chapters and verses mentioning Abednego

  Book of Daniel Daniela Daniely Livre de Daniel
...............
Dan / Da 1.7 Unto whom the prince of the eunuchs gave names: for he gave unto Daniel the name of Belteshazzar; and to Hananiah, of Shadrach; and to Mishael, of Meshach; and to Azariah, of Abednego. Ary izy ireo nomen' ny lehiben' ny tandapa anarana, ka Daniela nataony hoe Beltesazara, ary Hanania nataony hoe Sadraka, ary Misaela nataony hoe Mesaka, ary Azaria nataony hoe Abednego. Nomen' ny lehiben' ny eonoka anarana izy ireo: ka Daniely nataony hoe Baltasara, Ananiasa nataony hoe Sidraka, Misaely nataony hoe Misaka, ary Azariasa nataony hoe Abdenegao. Le chef des eunuques leur imposa des noms : Daniel s' appellerait Baltassar, Ananias Shadrak, Misaèl Méshak, et Azarias Abed-Nego.
...............
Dan / Da 2.49 Then Daniel requested of the king, and he set Shadrach, Meshach, and Abednego, over the affairs of the province of Babylon: but Daniel sat in the gate of the king. Ary Daniela nangataka tamin' ny mpanjaka, ary izy nanendry an' i Sadraka sy Mesaka ary Abednego ho tonian' ny raharahan' i Babylona sy ny fehiny; ary Daniela dia teo am-bavahadin' ny mpanjaka. Noho ny fangatahan' i Daniely, dia nanendry an' i Sidraka sy Misaka ary Abdenegao ny mpanjaka, ho tonian' ny raharaha amin' ny fehin' i Babilona, ary Daniely nijanona tao an-dapa. Daniel demanda au roi d' assigner aux affaires de la province de Babylone Shadrak, Méshak et Abed-Nego, Daniel lui-même demeurant à la cour du roi.
...............
Dan / Da 3.12 There are certain Jews whom thou hast set over the affairs of the province of Babylon, Shadrach, Meshach, and Abednego; these men, O king, have not regarded thee: they serve not thy gods, nor worship the golden image which thou hast set up. Koa misy Jiosy izay nataonao ho tonian' ny raharaha amin' i Babylona sy ny fehiny, dia Sadraka sy Mesaka ary Abednego; ireo lehilahy ireo tsy mba manaiky ny teninao akory, ry mpanjaka ô: tsy mba manompo ny andriamanitrao izy, na mivavaka amin' ny sariolona volamena izay efa natsanganao. Misy kosa anefa Jody, notendrenao ho tonian' ny raharaha amin' ny fehin' i Babilona, dia Sidraka, Misaka, Abdenegao, ka ireo olona ireo mamotsifotsy anao, ry mpanjaka; tsy manompo ny andriamanitrao ary tsy miankohoka eo anatrehan' ny sariolona volamena natsanganao. Or voici des Juifs que tu as assignés aux affaires de la province de Babylone : Shadrak, Méshak et Abed-Nego; ces gens n' ont pas tenu compte de tes ordres, ô roi; ils ne servent pas ton dieu et ils n' ont pas fait adoration à la statue d' or que tu as élevée."
Dan / Da 3.13 Then Nebuchadnezzar in his rage and fury commanded to bring Shadrach, Meshach, and Abednego. Then they brought these men before the king. Dia niteny tamin' ny fahavinirana sy ny fahatezerana Nebokadnezara, ka nasainy nalaina Sadraka sy Mesaka ary Abednego. Dia nentiny teo anatrehan' ny mpanjaka ireo lehilahy ireo. Tamin' izay tezitra sy nisafoaka Nabokodonozora, ka nasainy nalaina Sidraka, Misaka, Abdenegao, dia nentina ho eo anatrehan' ny mpanjaka, izy telo lahy ireo. Alors, frémissant de colère, Nabuchodonosor manda Shadrak, Méshak et Abed-Nego. Aussitôt on amena ces gens devant le roi.
Dan / Da 3.14 Nebuchadnezzar spake and said unto them, Is it true, O Shadrach, Meshach, and Abednego, do not ye serve my gods, nor worship the golden image which I have set up? Dia niteny Nebokadnezara ka nanao taminy hoe: Moa fanahy ninianareo va, ry Sadraka sy Mesaka sy Abednego, no tsy mba anompoanareo ny andriamanitro, na ivavahanareo amin' ny sariolona volamena izay natsangako? Dia niteny Nabokodonozora, ka nanao tamin' ireo hoe: Fanahy inianareo va, ry Sidraka, Misaka ary Abdenegao, no tsy anompoanareo ny andriamanitro sy tsy itsaoahanareo ny sariolona volamena natsangako? Et Nabuchodonosor leur dit : "Est-il vrai, Shadrak, Méshak et Abed-Nego, que vous ne serviez point mes dieux et ne fassiez pas adoration à la statue d' or que j' ai élevée?
...............
Dan / Da 3.16 Shadrach, Meshach, and Abednego, answered and said to the king, O Nebuchadnezzar, we are not careful to answer thee in this matter. Dia namaly Sadraka sy Mesaka ary Abednego ka nanao tamin' ny mpanjaka hoe: Ry Nebokadnezara, tsy misy antony tokony hamalianay anao akory ny amin' izany zavatra izany. Fa namaly Sidraka sy Misaka ary Abdenegao, ka nanao hoe: Ry Nabokodonozora ô, tsy misy tokony havalinay anao. Shadrak, Méshak et Abed-Nego répondirent au roi Nabuchodonosor : "Point n' est besoin pour nous de te donner réponse à ce sujet
...............
Dan / Da 3.19 Then was Nebuchadnezzar full of fury, and the form of his visage was changed against Shadrach, Meshach, and Abednego: therefore he spake, and commanded that they should heat the furnace one seven times more than it was wont to be heated. Dia feno fahatezerana Nebokadnezara, ka niova ny tarehiny tamin' i Sadraka sy Mesaka ary Abednego, dia nasainy nafanaina ho impito mihoatra noho ny famana azy ny lafaoro. Dia feno hatezerana Nabokodonozora, ary niova tamin' i Sidraka sy Misaka sy Abdenegao ny tarehany. Nanohy niteny indray izy, ka nasainy nohafanaina ny memy impito mihoatra noho ny niheveran' ny olona ny tokony hanafanana azy; Alors le roi Nabuchodonosor fut rempli de colère et l' expression de son visage changea à l'égard de Shadrak, Méshak et Abed-Nego. Il donna ordre de chauffer la fournaise sept fois plus que d' ordinaire
Dan / Da 3.20 And he commanded the most mighty men that were in his army to bind Shadrach, Meshach, and Abednego, and to cast them into the burning fiery furnace. Ary izay lehilahy matanjaka indrindra tamin' ny miaramilany no nasainy namatotra an' i Sadraka sy Mesaka ary Abednego sy nanipy azy tao anatin' ny lafaoro nisy afo mirehitra. ary ny miaramila sasany izay matanjaka indrindra amin' ny tafiny, no nasainy namatotra an' i Sidraka, Misaka, Abdenegao, sy hanipy ireo ao anatin' ny memy mirehitra afo mivaivay. et à des hommes forts de son armée de lier Shadrak, Méshak et Abed-Nego et de les jeter dans la fournaise de feu ardent.
...............
Dan / Da 3.22 Therefore because the king' s commandment was urgent, and the furnace exceeding hot, the flames of the fire slew those men that took up Shadrach, Meshach, and Abednego. ary satria mafy ny tenin' ny mpanjaka, ka natao mahamay indrindra ny lafaoro, dia matin' ny lelafo ireny lehilahy izay nanipy an' i Sadraka sy Mesaka sy Abednego. Noho ny tenin' ny mpanjaka efa nahamaika, sady tafahoatra loatra ny namanana ny memy, dia matin' ny lelafo ireo lehilahy nanipy an' i Sidraka sy Misaka sy Abdenegao tao. L' ordre du roi était péremptoire; la fournaise étant excessivement brûlante, les hommes qui y portèrent Shadrak, Méshak et Abed-Nego furent brûlés à mort par la flamme du feu.
Dan / Da 3.23 And these three men, Shadrach, Meshach, and Abednego, fell down bound into the midst of the burning fiery furnace. Ary izy telo lahy ireo, Sadraka sy Mesaka sy Abednego, dia voatsipy am-patorana teo anatin' ny lafaoro nisy afo mirehitra. Ary izy telo lahy kosa, Sidraka, Misaka, Abdenegao, dia voatsipy am-patorana tao anatin' ny memy mivaivay. (izao manaraka izao tsy hitako tao amin' ny boky hebrio) Quant aux trois hommes Shadrak, Méshak et Abed-Nego, ils tombèrent tout liés dans la fournaise de feu ardent.
...............
Dan / Da 3.26 Then Nebuchadnezzar came near to the mouth of the burning fiery furnace, and spake, and said, Shadrach, Meshach, and Abednego, ye servants of the most high God, come forth, and come hither. Then Shadrach, Meshach, and Abednego, came forth of the midst of the fire. Dia nanatona ny varavaran' ny lafaoro nisy afo mirehitra Nebokadnezara ka niantso hoe: Ry Sadraka sy Mesaka sy Abednego, mpanompon' Andriamanitra Avo Indrindra, mivoaha, ka avia atý. Dia nivoaka avy teo anatin' ny afo Sadraka sy Mesaka ary Abednego. Isaorana anie hianao, ry Tompo Andriamanitry ny razanay; mendrika homen-dera amam-boninahitra mandrakizay ny anaranao; Béni sois-tu, Seigneur, Dieu de nos pères, et vénéré, et que ton nom soit glorifié éternellement.
...............
Dan / Da 3.28 Then Nebuchadnezzar spake, and said, Blessed be the God of Shadrach, Meshach, and Abednego, who hath sent his angel, and delivered his servants that trusted in him, and have changed the king' s word, and yielded their bodies, that they might not serve nor worship any god, except their own God. Nebokadnezara niteny ka nanao hoe: Isaorana anie Andriamanitr' i Sadraka sy Mesaka sy Abednego, Izay naniraka ny anjeliny hamonjy ny mpanompony izay natoky Azy ka nandika ny tenin' ny mpanjaka ary nanolotra ny tenany tsy hanompo na hivavaka amin' izay andriamani-kafa, afa-tsy Andriamaniny ihany. Satria fitsarana an-drariny no nataonao, tamin' ny loza rehetra nentinao namely anay, sy namely an' i Jerosalema, tanàna masin' ny razanay; fitsarana an-drariny no nanaovanao izany rehetra izany noho ny fahotana nataonay. Tu as porté une sentence de vérité en toutes les choses que tu as fait venir sur nous et sur la ville sainte de nos pères, Jérusalem. Car c' est dans la vérité et dans le droit que tu nous as traités à cause de nos péchés.
Dan / Da 3.29 Therefore I make a decree, That every people, nation, and language, which speak any thing amiss against the God of Shadrach, Meshach, and Abednego, shall be cut in pieces, and their houses shall be made a dunghill: because there is no other God that can deliver after this sort. Ka dia manao lalàna aho fa ny fokom-pirenena sy ny firenena sy ny samy hafa fiteny rehetra izay manao teny tsy mety ny amin' Andriamanitr' i Sadraka sy Mesaka sy Abednego dia hotetitetehina, ary hatao trano fivoahana ny tranony; fa tsy misy andriamani-kafa mahavonjy tahaka izao. Satria nanota sy nanao ratsy izahay nihataka taminao, ary diso tamin' ny zavatra rehetra. Oui, nous avons péché et commis l' iniquité en te désertant, oui, nous avons grandement péché; tes commandements, nous ne les avons pas écoutés,
Dan / Da 3.30 Then the king promoted Shadrach, Meshach, and Abednego, in the province of Babylon. Ary Sadraka sy Mesaka sy Abednego dia nasandratry ny mpanjaka tamin' i Babylona sy ny fehiny. Nebokadnezara mpanjaka nampitondra teny ho any amin' ny fokom-pirenena sy ny firenena ary ny samy hafa fiteny rehetra, izay monina amin' ny tany rehetra, nanao hoe: Hitombo anie ny fiadananareo. Sitrako ny hanambara ny famantarana sy ny fahagagana izay nataon' Andriamanitra Avo Indrindra tamiko. Akory ny halehiben' ny famantarany! Ny fanjakany dia fanjakana mandrakizay, ary ny fanapahany dia hahatratra ny taranaka fara mandimby. Tsy nihaino ny didinao izahay ary tsy nitandrina izany, sady tsy nanao izay nandidinao anay, izay hany ho nahasambatra anay. nous ne les avons pas observés, nous n' avons pas accompli ce qui nous était commandé pour notre bien.
...............
Dan / Da 3.93 Dia nanatona ny varavaran' ny memy mirehitra mivaivay Nabokodonozora, ka dia niteny izy nanao hoe: Ry Sidraka sy Misaka sy Abdenegao, mpanompon' Andriamanitra avo indrindra, mivoaha ary avia. Dia nivoaka avy ao afovoan' ny afo, Sidraka sy Misaka ary Abdenegao. Nabuchodonosor s' approcha de l' ouverture de la fournaise de feu ardent et dit : "Shadrak, Méshak et Abed-Nego, serviteurs du Dieu Très-Haut, sortez et venez ici." Alors du milieu du feu sortirent Shadrak, Méshak et Abed-Nego.
...............
Dan / Da 3.95 Niteny Nabokodonozora ka nanao hoe: Isaorana anie ny Andriamanitr' i Sidraka sy Misaka sy Abdenegao, fa naniraka ny anjeliny hamonjy ny mpanompony izay natoky azy sy nandika ny didin' ny mpanjaka, ary nanolo-tena mba tsy hanompo na hitsaoka andriamani-kafa hafa-tsy ny Andriamaniny ihany. Nabuchodonosor dit : "Béni soit le Dieu de Shadrak, Méshak et Abed-Nego, qui a envoyé son ange et délivré ses serviteurs, eux qui, se confiant en lui, ont désobéi à l' ordre du roi et ont livré leur corps plutôt que de servir ou d' adorer tout autre dieu que leur Dieu.
Dan / Da 3.96 Ka izao no lalàna avoaka amin' ny anarako: Ny olona rehetra na inona fokony, na inona fireneny amam-piteniny, izay miteny ratsy ny Andriamanitr' i Sidraka sy Misaka sy Abdenegao, dia hotetehina madinika, sady hatao fanarian-java maloto ny tranony, satria tsy misy andriamani-kafa mahay mamonjy hoatra izany. Voici le décret que je porte : Peuples, nations et langues, que tous ceux d' entre vous qui parleraient légèrement du Dieu de Shadrak, Méshak et Abed-Nego soient mis en pièces, et que leurs maisons soient changées en bourbiers, car il n' est pas d' autre dieu qui puisse délivrer de la sorte."
Dan / Da 3.97 Tamin' izay ny mpanjaka, nanambina an' i Sidraka sy Misaka ary Abdenegao, teo amin' ny faritanin' i Babilona. Alors le roi fit prospérer Shadrak, Méshak et Abed-Nego dans la province de Babylone.