| 
 | 
|  | Numbers | Fanisana na Nomery | Fanisana | Les Nombres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 3.21 | Of Gershon> was the family of the Libnites>, and the family of the Shimites>: these are the families of the Gershonites. | Avy tamin' i Gersona ny fokon' ny Libnita sy ny Simeita: Ireo no fokon' ny Gersonita. | Ny fokon' i Lebny sy ny fokon' i Semeì dia avy amin' i Gersona ka atao hoe fokon' ny Gersonita. | De Gershôn> relevaient le clan Libnite> et le clan Shiméite>. Ce sont les clans Gershonites ; | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 3.23 | The families of the Gershonites shall pitch behind the tabernacle westward. | Ny fokon' ny Gersonita dia hitoby eo ivohon' ny tabernakely, dia eo andrefany. | Eo ivohon' ny Fonenana, amin' ny lafiny andrefana, no nitobian' ny Gersonita. | Les clans Gershonites campaient derrière la Demeure, à l' occident. | 
| Nom / Fan 3.24 | And the chief of the house of the father of the Gershonites shall be Eliasaph> the son of Lael>. | Ary ny lohan' ny fianakavian' ny Gersonka dia Efiasafa, zanak' i Laela. | Ny filohan' ny fianakavian' ny Gersonita dia Eliazafa zanak' i Laela. | Le prince de la maison de Gershôn> était Élyasaph>, fils de Laèl>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 4.24 | This is the service of the families of the Gershonites, to serve, and for burdens: | Izao no ho fanompoan' ny fokon' ny Gersonita hanompoany sy hitondrany entana: | Izao no fanompoana hataon' ny fokon' ny Gersonita, dia ny anjara raharahany sy ny anjara entany. | Voici quel sera le service des clans Gershonites, leurs fonctions et leurs fardeaux. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 4.27 | At the appointment of Aaron> and his sons shall be all the service of the sons of the Gershonites, in all their burdens, and in all their service: and ye shall appoint unto them in charge all their burdens. | Araka ny tenin' i Arona sy ny zanany no hanaovan' ny Gersonita ny fanompoany amin' ny entany rehetra sy ny fanompoany rehetra; ary hatolotrao azy ho anjara-raharahany ny zavatra rehetra izay ho entiny. | Aarona sy ny zanany no handahatra ny raharaha rehetra hataon' ny taranaky ny Gersonita momba ny zavatra rehetra hoentiny sy ny zavatra rehetra hataony; homenareo hotandremany ny zavatra rehetra tsy maintsy entiny. | Tout ce service des fils de Gershôn> - fonctions et fardeaux - se fera sous les ordres d' Aaron> et de ses fils : vous aurez à les surveiller dans l' observance de leur charge. | 
| Nom / Fan 4.28 | This is the service of the families of the sons of Gershon> in the tabernacle of the congregation: and their charge shall be under the hand of Ithamar> the son of Aaron> the priest. | Izany no ho fanompoan' ny fokon' ny Gersonita ny amin' ny trano-lay fihaonana; ary ny ho mpifehy azy amin' izany anjara-raharahany izany dia Itamara, zanak' i Arona mpisorona. | Izany no fanompoan' ny fianakavian' ny zanaky ny Gersonita amin' ny trano lay fihaonana, izany no raharahany eo ambanin' ny fitandreman' Itamara, zanak' i Aarona mpisorona. | Tel sera le service des clans Gershonites dans la Tente du Rendez-vous. Leur ministère dépendra d' Itamar>, fils d' Aaron> le prêtre. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 26.57 | And these are they that were numbered of the Levites> after their families: of Gershon>, the family of the Gershonites: of Kohath>, the family of the Kohathites>: of Merari>, the family of the Merarites>. | Ary izao no voalamina tamin' ny taranak' i Levy, araka ny fokony: avy tamin' i Gersona ny fokon' ny Gersonita; avy tamin' i Kehata ny fokon' ny Kehatita; avy tamin' i Merary ny fokon' ny Merarita. | Izao kosa no voaisa tamin' ny Levita araka ny fokony avy: ny fokon' ny Gersonita avy tamin' i Gersona; ny fokon' ny Kaatita avy tamin' i Kaata; ny fokon' ny Merarita avy tamin' i Merarì. | Voici, par clans, les Lévites> recensés : pour Gershôn>, le clan Gershonite> ; pour Qehat>, le clan Qehatite> ; pour Merari>, le clan Merarite>. | 
| 
 | 
|  | Joshua | Josoa | Josoe | Livre de Josué | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 21.33 | All the cities of the Gershonites according to their families were thirteen cities with their suburbs. | Ny tanàna rehetra an' ny Gersonita isam-potony dia telo ambin' ny folo ary ny tany manodidina azy avy. | Tontalin' ny tanànan' ny Gersonita, araka ny fianakaviany, tanàna telo ambin' ny folo omban' ny manodidina azy. | Total des villes des Gershonites, selon leurs clans : treize villes et leurs pâturages. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 23.7 | Of the Gershonites were, Laadan>, and Shimei>. | Tamin' ny Gersonita dia Ladana sy Simey. | Ny Gersonita, dia Leedàna, sy Semeia. | Pour les Gershonites : Ladân> et Shiméï>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 26.21 | As concerning the sons of Laadan>; the sons of the Gershonite Laadan>, chief fathers, even of Laadan> the Gershonite, were Jehieli>. | Ny taranak' i Ladana, ilay Ladana Gersonita, ireo lohan' ny fianakavian' i Ladana Gersonita, dia ny Jehielita. | Amin' ny taranak' i Ledàna, izany hoe: ny taranaky ny Gersonita avy amin' i Ledàna loham-pianakavian' i Ledàna Gersonita, dia Jehiela; | Les fils de Ladân>, fils de Gershôn> par Ladân>, avaient les Yéhiélites> pour chefs des familles de Ladân> le Gershonite. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 29.8 | And they with whom precious stones were found gave them to the treasure of the house of the Lord>, by the hand of Jehiel> the Gershonite>. | Ary izay nanana vato soa dia nanome azy no amin' ny rakitry ny tranon' i Jehovah, hotehirizin' i Jehiela Gersonita. | Izay nanam-bato soa, nanolotra izany teo am-pelatanan' i Jahiela Gersonita, ho rakitry ny tranon' ny Tompo. | Y ajoutant ce qui se trouva comme pierres, ils remirent tout cela au trésor de la Maison de Yahvé>, à la disposition de Yehiel> le Gershonite>. | 
| 
 | 
|  | 2nd Book of Chronicles | 2 Tantara | Tantara II | 2ème Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Tt / 2Tan 29.12 | Then the Levites> arose, Mahath> the son of Amasai>, and Joel> the son of Azariah>, of the sons of the Kohathites>: and of the sons of Merari>, Kish> the son of Abdi>, and Azariah> the son of Jehalelel>: and of the Gershonites; Joah> the son of Zimmah>, and Eden> the son of Joah>: | Dia nitsangana ny Levita, dia Mahata, zanak' i Amasay, sy Joela, zanak' i Azaria, tamin' ny taranaky ny Kehatita; ary tamin' ny taranak' i Merary dia Kisy, zanak' i Abdia, sy Azaria, zanak' i Jehalalila; ary tamin' ny Gersonita dia Joa, zanak' i Zima, sy Edena, zanak' i Joa; | Dia nitsangana ny Levita: Mahata zanak' i Amasaia, Joela zanak' i Azariasa, tamin' ny taranaky ny Kaatita; tamin' ny taranaky ny Merarita, Kisa zanak' i Abdì, Azariasa zanak' i Jalaleela; tamin' ny Gersonata, Joah, zanak' i Zemà, Eedena zanak' i Joah; | Les lévites se levèrent : Mahat> fils de Amasaï>; Yoèl> fils de Azaryahu>, des fils de Qehat>; des Merarites> : Qish> fils d' Abdi> et Azaryahu> fils de Yehalléléel>; des Gershonites : Yoah> fils de Zimma> et Éden> fils de Yoah>; |