| 
 | 
|  | Joshua | Josoa | Josoe | Livre de Josué | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 10.3 | Wherefore Adonizedec> king of Jerusalem>, sent unto Hoham> king of Hebron>, and unto Piram> king of Jarmuth>, and unto Japhia> king of Lachish>, and unto Debir king of Eglon>, saying, | Dia naniraka olona Adoni-zedeka, mpanjakan' i Jerosalema, ho any amin' i Hohama mpanjakan' i Hebrona, sy Pirama, mpanjakan' i Jarmota, sy Jafia, mpanjakan' i Lakisy, ary Debira, mpanjakan' i Eglona, ka nanao hoe: | Adonisedeka, mpanjakan' i Jerosalema dia nampitondra teny tamin' i Ohama mpanjakan' i Hebrona, sy Farama mpanjakan' i Jerimota, sy tamin' i Jofià mpanjakan' i Lakisa, ary tamin i Dabira mpanjakan' i Eglona, nanao hoe: | Alors Adoni-Çédeq>, roi de Jérusalem>, envoya dire à Hoham>, roi d' Hébron>, à Piréam>, roi de Yarmut>, à Yaphia>, roi de Lakish>, et à Debir, roi d'Églôn> : | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 10.38 | And Joshua> returned, and all Israel> with him, to Debir; and fought against it: | Dia niverina Josoa sy ny Isiraely rehetra teo aminy ka nankany Debira ary namely azy; | Dia nitodika nankany Dabira Josoe sy Israely rehetra niaraka taminy. | Alors Josué>, avec tout Israël>, retourna vers Debir et l' attaqua. | 
| Jos 10.39 | And he took it, and the king thereof, and all the cities thereof; and they smote them with the edge of the sword, and utterly destroyed all the souls that were therein; he left none remaining: as he had done to Hebron>, so he did to Debir, and to the king thereof; as he had done also to Libnah>, and to her king. | dia azony koa izy sy ny mpanjakany ary ny tanànany rehetra; ary nasiany tamin' ny lelan-tsabatra Izy, ka naringany avokoa ny olona rehetra tao; fa tsy nasiany niangana na dia iray akory aza; tahaka izay efa nataony tamin' i Hebrona, dia toy izany koa no nataony tamin' i Debira sy ny mpanjakany, ary tahaka izay efa nataony tamin' i Libna sy ny mpanjakany koa. | Azony izy sy ny mpanjakany ary ny tanàna rehetra momba azy dia nasiany tamin' ny lelan-tsabatra, ary nataony anatema avokoa ny manana aina rehetra tao, fa tsy navelany hisy afa-nandositra akory. Toy ny nanaovan' i Josoe an' i Hebrona sy ny nanaovany an' i Lebnà sy ny mpanjakany, no nanaovany an' i Dabira sy ny mpanjakany koa. | Il s' en empara avec son roi et avec toutes les localités qui en dépendaient; ils les firent passer au fil de l'épée et vouèrent à l' anathème tout ce qui s' y trouvait de vivant; il ne laissa pas un survivant. Comme il avait traité Hébron>, Josué> traita Debir et son roi, tout comme il avait traité Libna> et son roi. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 11.21 | And at that time came Joshua>, and cut off the Anakims> from the mountains, from Hebron>, from Debir, from Anab>, and from all the mountains of Judah>, and from all the mountains of Israel>: Joshua> destroyed them utterly with their cities. | Dia nandeha tamin' izany andro izany Josoa ka namongotra ny Anakita tany amin' ny tany havoana, dia tany Hebrona sy Debira sy Anaba, ary tany amin' ny tany havoan' i Joda rehetra, ary tany amin' ny tany havoan' Isiraely rehetra: naringan' i Josoa avokoa izy sy ny tanànany. | Tamin' izany andro izany ihany koa no nandehanan' i Josoe sy nandringanany ny Enakima tany amin' ny Tendrombohitra, tany Hebrona, tany Dabira ary tany Anaba, tany amin' ny tendrombohitr' i Jodà rehetra sy tany amin' ny tendrombohitr' Israely rehetra. Nataon' i Josoe anatema avokoa ireo mbamin' ny tanànany; | En ce temps-là, Josué> vint exterminer les Anaqim> de la Montagne, d' Hébron>, de Debir, de Anab>, de toute la montagne de Juda> et de toute la montagne d' Israël> : il les voua à l' anathème avec leurs villes. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 12.13 | The king of Debir, one; the king of Geder>, one; | ny mpanjakan' i Debira, iray; ny mpanjakan' i Gadera, iray; | ny mpanjakan' i Dabira, iray; ny mpanjakan' i Gadera, iray; | Le roi de Debir, un; le roi de Gédèr>, un; | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 13.26 | And from Heshbon> unto Ramathmizpeh>, and Betonim>; and from Mahanaim> unto the border of Debir; | ary hatrany Hesbona ka hatrany Ramatamizpa sy Betonima ary hatrany Mahanaima ka hatramin' ny faritanin' i Debira; | hatrany Hesebona ka hatrany Rabota-Masfe sy Betonima, ary hatrany Manaima ka hatrany amin' ny faritr' i Dabira, | et depuis Heshbôn> jusqu'à Ramat-ha-Miçpé> et Betonim>; à partir de Mahanayim> jusqu' au territoire de Lo-Debar>, | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 15.7 | And the border went up toward Debir from the valley of Achor>, and so northward, looking toward Gilgal>, that is before the going up to Adummim>, which is on the south side of the river: and the border passed toward the waters of Enshemesh>, and the goings out thereof were at Enrogel>: | dia niakatra ho any Debira hatramin' ny lohasaha Akora ary nianavaratra manandrify an' i Gilgala tandrifin' ny fiakarana Adomina, izay eo atsimon' ny lohasahan-driaka, dia nandroso hatramin' ny rano Ensemesy ary nihatra tany En-rogela, | niakatra any Debera, nony mby eo amin' ny lohasaha Akora ny faritry ny tany dia nihodina mianavaratra mankany Galgalà, izay manandrify ny fiakaran' i Adomima, atsimon' ny ranon-driaka, ary ny faritry ny tany nihazo tao akaikin' ny ranon' i En-Semesa, ka nihatra hatrany En-Rogela. | Puis la frontière montait à Debir, depuis la vallée d' Akor>, et tournait au nord vers le cercle de pierres qui est en face de la montée d' Adummim>, laquelle est au sud du Torrent. La frontière passait aux eaux de En-Shémesh> et aboutissait à En-Rogel>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 15.15 | And he went up thence to the inhabitants of Debir: and the name of Debir before was Kirjathsepher>. | Dia niakatra avy tao izy hankany amin' ny mponina any Debira (Kiriata-sefera no anaran' i Debira taloha). | Avy tao, dia niakatra namely ny mponina tao Dabira indray izy. Kariata-Sefera no anaran' i Dabira taloha. | De là, il marcha contre les habitants de Debir; Debir s' appelait autrefois Qiryat-Séphèr>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 15.49 | And Dannah>, and Kirjathsannah>, which is Debir, | sy Dana sy Ririata-sana (Debira izany) | Danà, Kariata-Senà, dia Dabira izany. | Danna>, Qiryat-Séphèr>, aujourd' hui Debir, | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 21.15 | And Holon> with her suburbs, and Debir with her suburbs, | ary Holona sy ny tany manodidina azy ary Debira sy ny tany manodidina azy, | Holòna sy ny manodidina azy, Dabira sy ny manodidina azy, | Holôn> et ses pâturages, Debir et ses pâturages. | 
| 
 | 
|  | Judges | Mpitsara | Mpitsara | Livre des Juges | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mts / Mpits 1.11 | And from thence he went against the inhabitants of Debir: and the name of Debir before was Kirjathsepher>: | Dia niala tao izy ka nandeha hiady amin' ny mponina any Debira (Kiriata-sefera no anaran' i Debira taloha). | Avy eo dia nandroso hiady tamin' ny mponina tao Dabira, izay nantsoina fahiny hoe Kariata-Sefera. | De là, il marcha contre les habitants de Debir - le nom de Debir était autrefois Qiryat-Séphèr>. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 6.43 | The son of Jahath>, the son of Gershom>, the son of Levi>. | ary Hilena sy ny tany manodidina azy ary Debira sy ny tany manodidina azy | Lobnò, mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy, Jetera, Estemao mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy; | Hilaz> et ses pâturages, Debir et ses pâturages, | 
| 1Tt / 1Tan 6.44 | And their brethren the sons of Merari> stood on the left hand: Ethan> the son of Kishi>, the son of Abdi>, the son of Malluch>, | ary Asana sy ny tany manodidina azy ary Beti-semesy sy ny tany manodidina azy; | Dabira mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy; Asòna mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy ; Betsemesa mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy ; | Ashân> et ses pâturages, Bet-Shémesh> et ses pâturages. |