Chapters and verses mentioning Age

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 23.11 And after him was Shammah the son of Agee the Hararite. And the Philistines were gathered together into a troop, where was a piece of ground full of lentiles: and the people fled from the Philistines. Ary ny manarakaraka azy dia Sama, zanak' i Age Hararita. Ary nony nivory ho iray toko teo amin' ny tany nisy voanemba maniry ny Filistina, ary ny olona nandositra azy, Manarakaraka io, dia Semà, zanak' i Age, Hararita. Tafakambana ho antokony iray ny Filistina; nisy toerana anankiray, feno voanemba maniry teo, ary vaky nandositra teo anoloan' ny Filistina ny vahoaka. Après lui Shamma fils d'Éla, le Hararite. Les Philistins étaient rassemblés à Léhi. Il y avait là un champ tout en lentilles; l' armée prit la fuite devant les Philistins,