Chapters and verses mentioning Booza

  Ruth Rota Rota Livre de Ruth
Rot Rt 2.1 And Naomi had a kinsman of her husband' s, a mighty man of wealth, of the family of Elimelech; and his name was Boaz. Ary nisy havan' ny vadin' i Naomy avy amin' ny fokon' i Elimeleka, lehilahy mpanjatobe, Boaza no anarany. Nanana havam-bady anankiray Noemì; lehilahy manan-jò sy manan-karena, avy amin' ny fianakavian' i Elimeleka izy io, ary Booza no anarany. Noémi avait, du côté de son mari, un parent. C'était un homme de condition qui appartenait au même clan qu'Élimélek, il s' appelait Booz.
...............
Rot Rt 2.3 And she went, and came, and gleaned in the field after the reapers: and her hap was to light on a part of the field belonging unto Boaz, who was of the kindred of Elimelech. Dia lasa nandeha izy ka nitsimpona tany an-tsaha teo aorian' ny mpijinja; ary sendra tonga tany amin' ny tanimbarin' i Boaza, izay avy amin' ny fokon' i Elimeleka, izy. Dia nandeha izy ka nitsimpona salohim-bary tany amin' ny saha anankiray teo aorian' ny mpijinja, ary sendra teo amin' ny tanimbarin' i Booza, fianakavian' i Elimeleka indrindra, no nalehany. Ruth partit donc et s' en vint glaner dans les champs derrière les moissonneurs. Sa chance la conduisit dans une pièce de terre appartenant à Booz, du clan d'Élimélek.
Rot Rt 2.4 And, behold, Boaz came from Bethlehem, and said unto the reapers, The Lord be with you. And they answered him, The Lord bless thee. Ary, indro, Boaza tonga avy tany Betlehema ka niteny tamin' ny mpijinja hoe: Jehovah anie ho aminareo. Dia hoy kosa Ireo taminy: Hitahy anao anie Jehovah. Ary indro, tonga any Betleema Booza, ka niteny tamin' ny mpijinja hoe: Ho aminareo anie Iaveh. Dia hoy kosa ireo namaly azy: Hanambina anao anie Iaveh. Or voici que Booz arrivait de Bethléem : " Que Yahvé soit avec vous! " dit-il aux moissonneurs, et eux répondirent : " Que Yahvé te bénisse! "
Rot Rt 2.5 Then said Boaz unto his servant that was set over the reapers, Whose damsel is this? Dia hoy Boaza tamin' ny zatovony, izay nitandrina ny mpijinja: Zanak' iza moa io zazavavy io? Ary hoy Booza tamin' ny mpanompony, izay nitandrina ny mpijinja: Booz demanda alors à celui de ses serviteurs qui commandait aux moissonneurs : " A qui est cette jeune femme ? "
...............
Rot Rt 2.8 Then said Boaz unto Ruth, Hearest thou not, my daughter? Go not to glean in another field, neither go from hence, but abide here fast by my maidens: Dia hoy Boaza tamin' i Rota: Tsy mandre va ianao, anaka? Aza mandeha hitsimpona any an-tanimbary hafa na miala eto ianao, fa mitoera eto anilan' ny zatovovavy. Dia hoy Booza tamin' i Rota: Izao no izy, anaka: Aza mandeha hitsimpona any amin' ny tanimbary hafa, aza miala eto, fa mijanòna toy izao miaraka amin' ny ankizivaviko. Booz dit à Ruth : " Tu entends, n' est-ce pas ma fille ? Ne va pas glaner dans un autre champ, ne t'éloigne pas d' ici mais attache-toi à mes servantes.
...............
Rot Rt 2.11 And Boaz answered and said unto her, It hath fully been shewed me, all that thou hast done unto thy mother in law since the death of thine husband: and how thou hast left thy father and thy mother, and the land of thy nativity, and art come unto a people which thou knewest not heretofore. Dia namaly Boaza ka nanao taminy hoe: Efa reko tsara izay rehetra nataonao tamin' ny rafozanao-vavy hatrizay nahafatesan' ny vadinao sy ny nahafoizanao ny rainao sy ny reninao mbamin' ny tany nahaterahanao sy nankanesanao atý amin' ny firenena tsy mbola fantatrao. Dia hoy ny navalin' i Booza azy: Efa nilazana avokoa ny nataonao ho an' ny rafozanao hatrizay nahafatesan' ny vadinao aho; sy ny nandaozanao ny ray aman-dreninao mbamin' ny tany nahaterahanao, ka nankanesanao aty amin' ny firenena tsy fantatrao akory taloha. " C' est qu' on m' a bien rapporté, lui dit Booz, tout ce que tu as fait pour ta belle-mère après la mort de ton mari; comment tu as quitté ton père, ta mère et ton pays natal pour te rendre chez un peuple que tu n' avais jamais connu, ni d' hier ni d' avant-hier.
...............
Rot Rt 2.14 And Boaz said unto her, At mealtime come thou hither, and eat of the bread, and dip thy morsel in the vinegar. And she sat beside the reapers: and he reached her parched corn, and she did eat, and was sufficed, and left. Ary rehefa tonga ny fotoam-pisakafoana, dia hoy Boaza taminy: Mankanesa atý, ka mihinàna mofo, ary atsobohy amin' ny vinaingitra ny sombi-mofonao. Dia nipetraka teo anilan' ny mpijinja izy; ary nangalan-dralehilahy lango izy, dia nihinana ka voky, ary nisy sisa tsy laniny aza. Nony tonga ny fotoana fisakafoana, dia hoy Booza tamin' i Rota: Mandrosoa hihinana mofo ary atsobohy amin' ny vinaingitra ny tapa-mofonao. Dia nipetraka teo anilan' ny mpijinja izy, ary nomen' i Booza lango. Dia nihinana izy, ka voky, ary ny sisa notehiriziny. Au moment du repas, Booz dit à Ruth : " Approche-toi, mange de ce pain et trempe ton morceau dans le vinaigre. " Elle s' assit donc à côté des moissonneurs et Booz lui fit aussi un tas de grains rôtis. Après qu' elle eut mangé à satiété, elle en eut de reste.
Rot Rt 2.15 And when she was risen up to glean, Boaz commanded his young men, saying, Let her glean even among the sheaves, and reproach her not: Ary raha nitsangana hitsimpona izy, dia nodidian' i Boaza ny ankizilahiny hoe: Aoka izy hitsimpona na dia eny anelanelan' ny amboara aza, ka aza maninona azy. Avy eo dia nitsangana izy hitsimpona salohim-bary. Ary izao no teny nomen' i Booza ny mpanompony: Aoka izy hitsimpona eny anelanelan' ny amboarany eny koa, fa aza manao izay hahamenatra azy, Lorsqu' elle se fut levée pour glaner, Booz donna cet ordre à ses serviteurs : " Laissez-la glaner entre les gerbes, et vous, ne la molestez pas.
...............
Rot Rt 2.19 And her mother in law said unto her, Where hast thou gleaned to day? and where wroughtest thou? blessed be he that did take knowledge of thee. And she shewed her mother in law with whom she had wrought, and said, The man' s name with whom I wrought to day is Boaz. Dia hoy ny rafozanivavy taminy: Taiza no nitsimponanao androany, ary taiza no nanaovanao? Hotahina anie izay nitsinjo anao. Dia nambarany tamin' ny rafozani-vavy izay efa nitsimponany ka hoy izy: Boaza no anaran' ny lehilahy, izay tompon' ny tanimbary nitsimponako androany Dia hoy ny rafozany taminy: Taiza no nitsimpona hianao androany ary taiza no niasa? Hambinina anie izay nangoraka anao! Nambaran' i Rota tamin' ny rafozany izay olona niasany nataony hoe: Tany amin' ny lehilahy atao hoe Booza aho no niasa androany. " Où as-tu glané aujourd' hui, lui dit sa belle-mère, où as-tu travaillé ? Béni soit celui qui s' est intéressé à toi! " Ruth fit connaître à sa belle-mère chez qui elle avait travaillé; elle dit : " L' homme chez qui j' ai travaillé aujourd' hui s' appelle Booz. "
...............
Rot Rt 2.23 So she kept fast by the maidens of Boaz to glean unto the end of barley harvest and of wheat harvest; and dwelt with her mother in law. Ary izy tsy nety nisaraka tamin' ny zatovovavin' i Boaza, fa nitsimpona mandra-pahatapitry ny fijinjana ny vary hordea sy ny vary tritika; ary nitoetra tao amin' ny rafozani-vavy Izy. Ka dia niaraka tamin' ireo mpanompovavin' i Booza izy no nitsimpona mandra-pahatapitry ny fijinjana ny orja sy ny fromanta. Ary tao amin' ny rafozany ihany izy no nitoetra. Et elle resta parmi les servantes de Booz pour glaner jusqu'à la fin de la moisson des orges et de la moisson des blés, et elle habitait avec sa belle-mère.
...............
Rot Rt 3.2 And now is not Boaz of our kindred, with whose maidens thou wast? Behold, he winnoweth barley to night in the threshingfloor. Ary ankehitriny tsy isan' ny havantsika va Boaza, tompon' ny ankizivavy izay niarahanao? Indro, mikororoka vary hordea eo am-pamoloana izy anio alina. Ary amin' izao moa tsy havantsika va Booza, tompon' ny ankizivavy niarahanao? Indro fa hikororoka ny orja eo am-pamoloana izy anio alina. Eh bien! Booz n' est-il pas notre parent, lui dont tu as suivi les servantes ? Cette nuit, il doit vanner l' orge sur l' aire.
...............
Rot Rt 3.7 And when Boaz had eaten and drunk, and his heart was merry, he went to lie down at the end of the heap of corn: and she came softly, and uncovered his feet, and laid her down. Ary rehefa avy nihinana sy nisotro Boaza, ka faly ny fony, dia nandeha handry teo amin' ny faran' ny antontam-bary izy; fa nandeha nitsaitsaika kosa Rota, dia nanonga ny lamba teo an-tongony ka nandry teo. Nihinana sy nisotro Booza dia mirana ny fony ka lasa nandry tarý amin' ny faran' ny antontan' amboaram-bary; nitsaitsaika nanatona Rota dia nanonga ny lamba teo an-tongony ka nandry teo. Booz mangea et but, puis, le coeur joyeux, s' en alla dormir auprès du tas d' orge. Alors Ruth s' en alla tout doucement, dégagea une place à ses pieds et se coucha.
...............
Rot Rt 3.14 And she lay at his feet until the morning: and she rose up before one could know another. And he said, Let it not be known that a woman came into the floor. Dia nandry teo an-tongony mandra-pahamarain' ny andro Rota, ary nifoha, raha mbola maizimaizina, ilay mbola tsy ahitana tarehy iny. Fa hoy ralehilahy: Aza avela ho fantatr' olona fa tatý am-pamoloana ravehivavy. Dia nijanona nandry teo an-tongony teo izy mandra-pahamarain' ny andro, ary nifoha mbola maizimaizina tsy ahafataran-dahy, fa hoy Booza: Aoka tsy ho fantatr' olona akory fa taty am-pamoloana ity vehivavy ity. Elle resta donc couchée à ses pieds jusqu' au matin, puis elle se leva avant l' heure où un homme peut en reconnaître un autre; il se disait : " Il ne faut pas qu' on sache que cette femme est venue à l' aire. "
Rot Rt 3.15 Also he said, Bring the vail that thou hast upon thee, and hold it. And when she held it, he measured six measures of barley, and laid it on her: and she went into the city. Dia hoy koa izy: Ento etý ny lamba itafianao, ka hazòny izy. Ary rehefa nataony izany, dia namatra vary hordea inenin' ny famarana Boaza, ka nampitondrainy azy izany. Dia lasa nankany an-tanàna Boaza. Ary hoy kosa izy: Ento aty ny lamba itafianao ka hazony. Dia nohazoniny ka namàtra orja inenin' ny famarana sy nampitondrainy azy, vao lasa niverina any an-tanàna izy. Il dit alors : " Présente le manteau que tu as sur toi et tiens-le. " Elle le tint et il mesura six parts d' orge qu' il chargea sur elle, puis elle retourna à la ville.
Rot Rt 4.1 Then went Boaz up to the gate, and sat him down there: and, behold, the kinsman of whom Boaz spake came by; unto whom he said, Ho, such a one! turn aside, sit down here. And he turned aside, and sat down. Ary rehefa tafakatra teo am-bavahady Boaza ka nipetraka teo, dia, indro, nandalo ilay havana mahavotra voalazany, dia hoy Boaza: Ranona iry ô! maitia kely ange; mipetraha eto. Dia nanatona izy ka nipetraka. Niakatra teo am-bavahadin' ny tanàna Booza ka nipetraka tao. Ary inty tamy handalo eo ilay anankiray mahazo manavotra voalazan' i Booza, ka hoy izy taminy: ô Ranona ity ô, mijanòna kely, mipetraha eto. Dia nijanona ilay lehilahy, sady nipetraka. Or Booz était monté à la porte et s' y était assis, et voici que le parent dont Booz avait parlé vint à passer. " Toi, dit Booz, approche et assieds-toi ici. " L' homme s' approcha et vint s' asseoir.
Rot Rt 4.2 And he took ten men of the elders of the city, and said, Sit ye down here. And they sat down. Dia naka folo lahy tamin' ny loholona tao an-tanàna Boaza ka nanao hoe: Mipetraha eto ianareo. Dia nipetraka ireo. Ary naka folo lahy tamin' ny loholona tao an-tanàna Booza, ka hoy izy: Mipetraha eto hianareo. Dia nipetraka izy ireo. Booz prit dix hommes parmi les anciens de la ville : " Asseyez-vous ici ", dit-il, et ils s' assirent.
...............
Rot Rt 4.5 Then said Boaz, What day thou buyest the field of the hand of Naomi, thou must buy it also of Ruth the Moabitess, the wife of the dead, to raise up the name of the dead upon his inheritance. Dia hoy Boaza: Amin' izay andro ividiananao ny tany amin' ny tànan' i Naomy, dia amin' i Rota koa, vehivavy Moabita, vadin' ny maty, no hividiananao azy, mba hamelo-maso ny anaran' ny maty ao amin' ny lovany ianao. Ka hoy Booza: Amin' ny andro hahazoanao ny tany amin' ny tànan' i Noemì dia ho azonao koa izany amin' ny tànan' i Rota, ilay Moabita, vadin' ny maty, mba hamelomanao maso ny anaran' ny maty eo amin' ny lovany. Mais Booz dit : " Le jour où, de la main de Noémi, tu acquerras ce champ, tu acquiers aussi Ruth la Moabite, la femme de celui qui est mort, pour perpétuer le nom du mort sur son patrimoine. "
...............
Rot Rt 4.8 Therefore the kinsman said unto Boaz, Buy it for thee. So he drew off his shoe. Ary hoy ilay havana mahavotra tamin' i Boaza: Vidio ho anao izany. Dia nanaisotra ny kirarony izy. Ka hoy itsy nahazo nanavotra, tamin' i Booza: Vidio ho anao izany. Sady nesoriny ny kirarony. Celui qui avait droit de rachat dit donc à Booz : " Fais l' acquisition pour toi-même ", et il retira sa sandale.
Rot Rt 4.9 And Boaz said unto the elders, and unto all the people, Ye are witnesses this day, that I have bought all that was Elimelech' s, and all that was Chilion' s and Mahlon' s, of the hand of Naomi. Ary hoy Boaza tamin' ny loholona sy ny vahoaka rehetra: Hianareo no vavolombelona androany fa efa novidiko tamin' ny tànan' i Naomy izay rehetra an' i Elimeleka sy izay rehetra an' i Kiliona sy Malona. Ary hoy Booza tamin' ireto loholona sy ny olona rehetra: Vavolombelona androany hianareo fa lasako tamin' ny tànan' i Noemì izay rehetra an' i Elimeleka sy izay rehetra an' i Seljòna sy Mahalòna; Booz dit aux anciens et à tout le peuple : " Vous êtes témoins aujourd' hui que j' acquiers de la main de Noémi tout ce qui appartenait à Élimélek et tout ce qui appartenait à Mahlôn et à Kilyôn,
...............
Rot Rt 4.13 So Boaz took Ruth, and she was his wife: and when he went in unto her, the Lord gave her conception, and she bare a son. Ary Boaza dia nampakatra an' i Rota ka nanambady azy; ary Jehovah nampanan' anaka azy, ka niteraka zazalahy izy. Dia nampakarin' i Booza Rota ka tonga vadiny ary nandeha taminy Booza. Ary nampanan' anaka an' i Rota Iaveh ka niteraka zazalahy izy. Booz prit Ruth et elle devint sa femme. Il alla vers elle, Yahvé donna à Ruth de concevoir et elle enfanta un fils.
...............
Rot Rt 4.21 And Salmon begat Boaz, and Boaz begat Obed, ary Salmona niteraka an' i Boaza; ary Boaza niteraka an' i Obeda; Salmona niteraka an' i Booza, Booza niteraka an' i Obeda, Salmôn engendra Booz et Booz engendra Obed.

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 7.21 And he set up the pillars in the porch of the temple: and he set up the right pillar, and called the name thereof Jachin: and he set up the left pillar, and called the name thereof Boaz. Ary ny andry dia natsangany teo amin' ny lavarangana fidirana amin' ny efitra lehibe: ny andry ankavanana natsangany, ka ny anarany nataony hoe Jakina; ary ny andry ankavia natsangany koa, ka ny anarany nataony hoe Boaza. Natsangany ny andry tamin' ny trano hevan' ny tempoly, ka natsangany ny andry teo an-kavanana, ka nataony hoe Jakina; dia natsangany ny andry teo an-kavia, ka nataony hoe Booza. Il dressa les colonnes devant le vestibule du sanctuaire ; il dressa la colonne de droite et lui donna pour nom : Yakîn ; il dressa la colonne de gauche et lui donna pour nom : Boaz.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.11 And Nahshon begat Salma, and Salma begat Boaz, ary Nasona niteraka an' i Salma; ary Salma niteraka an' i Boaza; Nahasona niteraka an' i Salmà, Salmà niteraka an' i Booza, Nahshôn engendra Salma et Salma engendra Booz.
1Tt / 1Tan 2.12 And Boaz begat Obed, and Obed begat Jesse, ary Boaza niteraka an' i Obeda; ary Obeda niteraka an' i Jese; Booza niteraka an' i Obeda, Obeda niteraka an' Isaia, Booz engendra Obed, et Obed engendra Jessé.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 3.17 And he reared up the pillars before the temple, one on the right hand, and the other on the left; and called the name of that on the right hand Jachin, and the name of that on the left Boaz. Ary ny andry natsangany teo anoloan' ny tempoly, ny iray tamin' ny ankavanana, ary ny iray tamin' ny ankavia; ary ny anaran' ny teo amin' ny ankavanana nanao ny hoe Jakina, ary ny anaran' ny teo amin' ny ankavia kosa natao hoe Boaza. Dia natsangany teo anoloan' ny tempoly ny andry, ny iray teo an-kavanany, ny iray teo an-kaviany. Ilay teo an-kavanana nataony hoe Jakina ary ny eo an-kavia, Booza. Il dressa les colonnes devant le Hékal, l' une à droite et l' autre à gauche, et il appela Yakîn celle de droite, Boaz celle de gauche.

  The Gospel according to Matthew Matio Matio L'Évangile selon Saint Matthieu
...............
Mat / Mt 1.5 And Salmon begat Booz of Rachab; and Booz begat Obed of Ruth; and Obed begat Jesse; ary Salmona niteraka an' i Boaza tamin-dRahaba; ary Boaza niteraka an' i Obeda tamin-dRota; ary Obeda niteraka an' i Jese; Salmona niteraka an' i Booza tamin' i Rahaba; Booza niteraka an' i Obeda tamin' i Rota; Obeda niteraka an' i Jese; Jese niteraka an' i Davida mpanjaka. Salmon engendra Booz, de Rahab, Booz engendra Jobed, de Ruth, Jobed engendra Jessé,

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
...............
Lio / Lk 3.32 Which was the son of Jesse, which was the son of Obed, which was the son of Booz, which was the son of Salmon, which was the son of Naasson, zanak' i Jese, zanak' i Obeda, zanak' i Boaza, zanak' i Salmona, zanak' i Nahasona, zanak' i Jesè, zanak' i Obeda, zanak' i Booza, zanak' i Salmona, zanak' i Naasona, fils de Jessé, fils de Jobed, fils de Booz, fils de Sala, fils de Naasson,