| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 2.30 | And the sons of Nadab>; Seled>, and Appaim: but Seled> died without children. | Ary ny zanakalahin' i Nadaba dia Saleda sy Apaima; fa maty momba Saleda. | Zanakalahin' i Nadaba: Saleda, sy Afaima. Maty tsy niteraka Saleda. | Fils de Nadab> : Séled> et Éphraïm. Séled> mourut sans fils. | 
| 1Tt / 1Tan 2.31 | And the sons of Appaim; Ishi>. And the sons of Ishi>; Sheshan>. And the children of Sheshan>; Ahlai>. | Ary ny zanakalahin' i Apaima dia Jisy Ary ny zanakalahin' i Jisy dia Sesana. Ary ny zanakalahin' i Sesana dia Ahelay. | Zanakalahin' i Afaima: Jesì. Zanakalahin' i Jesì: Sesàna. Zanakalahin' i Sesàna: Oholaia. | Fils d'Éphraïm> : Yishéï>; fils de Yishéï> : Shéshân>; fils de Shéshân> : Ahlaï>. |