| 
 | 
|  | Joshua | Josoa | Josoe | Livre de Josué | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 9.10 | And all that he did to the two kings of the Amorites>, that were beyond Jordan>, to Sihon> king of Heshbon>, and to Og> king of Bashan>, which was at Ashtaroth. | ary izay rehetra nataony tamin' ny mpanjaka roa tamin' ny Amorita, izay tany an-dafin' i Jordana, dia Sihona, mpanjakan' i Hesbona, sy Oga, mpanjakan' i Basana, izay tany Astarta. | ary ny nanaovany ny mpanjakan' ny Amoreana roa lahy tany an-dafin' i Jordany, dia Sehona mpanjakan' i Hasebona sy Oga mpanjakan' i Basàna, izay nonina tany Astarota. | et de tout ce qu' il a fait aux deux rois des Amorites> qui vivaient au-delà du Jourdain>, Sihôn>, roi de Heshbôn>, et Og>, roi du Bashân>, qui vivait à Ashtarot. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 12.4 | And the coast of Og> king of Bashan>, which was of the remnant of the giants, that dwelt at Ashtaroth and at Edrei>, | Ary azony koa ny tanin' i Oga, mpanjakan' i Basana, isan' ny Refaita sisa, izay nitoetra tany Astarta sy Edrehy, | Ny tanin' i Oga, mpanjakan' i Basàna, isan' ny sisan' ny Refaima nonina tao Astarota sy Edraia: | Og>, roi du Bashân>, un des derniers Rephaïm>, qui habitait à Ashtarot et à Édréï>, | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 13.12 | All the kingdom of Og> in Bashan>, which reigned in Ashtaroth and in Edrei>, who remained of the remnant of the giants: for these did Moses> smite, and cast them out. | dia ny fanjakana rehetra an' i Oga tany Basana, izay nanjaka tany Astarta sy Edrehy (izy ihany no sisa tamin' ny Refaita); fa resin' i Mosesy ireny ka noroahiny. | ny fanjakana rehetra tany Basana an' i Oga, izay nanjaka tany Astarota sy tany Edraia; izy io no hany sisa tamin' ny Refaima: resin' i Moizy ireo mpanjaka ireo ka noroahiny. | et dans le Bashân>, tout le royaume de Og> qui avait régné à Ashtarot et à Édréï>, et fut le dernier survivant des Rephaïm>. Moïse> avait vaincu et dépossédé ces deux rois. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 13.31 | And half Gilead>, and Ashtaroth, and Edrei>, cities of the kingdom of Og> in Bashan>, were pertaining unto the children of Machir> the son of Manasseh>, even to the one half of the children of Machir> by their families. | Ary ny antsasak' i Gileada sy Astarta ary Edrehy, tanàna amin' ny fanjakan' i Oga any Basana, dia an' ny taranak' i Makira, zanak' i Manase, dia ho an' ny antsasaky ny taranak' i Makira araka ny fokony. | Ny antsasak' i Galaada sy Astarota ary Edraia, tanàna amin' ny fanjakan' i Oga, any Basàna, dia nomena ny taranak' i Makira zanak' i Manase, dia ny antsasaky ny taranak' i Makira, araka ny fianakaviany. | La moitié de Galaad> ainsi qu' Ashtarot et Édréï>, villes royales de Og> en Bashân>, passèrent aux fils de Makir>, fils de Manassé>, à la moitié des fils de Makir> selon leurs clans. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 6.56 | But the fields of the city, and the villages thereof, they gave to Caleb> the son of Jephunneh>. | Ary ny an' ny taranak' i Gersona dia Golana any Basana sy ny tany manodidina azy ary Astarta, sy ny tany manodidina azy avy tamin' ny antsasaky ny firenen' i Manase; | Ny nomena ny taranak' i Gersoma avy amin' ny fianakavian' ny antsasa-pokon' i Manase: Gaolona any Basòna, mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy; Astarota mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy; | Pour les fils de Gershom>, on prit, sur les clans de la demi-tribu de Manassé>, Golân> en Bashân> et ses pâturages, Ashtarot et ses pâturages, - | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 11.44 | Uzzia> the Ashterathite>, Shama> and Jehiel> the sons of Hothan> the Aroerite>, | sy Ozia Astartita ary Sama sy Jeiela, zanak' i Hotama Aroerita, | Ozia avy any Astarota; Samà sy Jehiela zanak' i Jotama avy any Aroera; | Uziyya> d' Ashtarot, Shama> et Yéuel> fils de Hotam> d' Aroèr>, |