Chapters and verses mentioning Hazazon-tamara

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 14.7 And they returned, and came to Enmishpat, which is Kadesh, and smote all the country of the Amalekites, and also the Amorites, that dwelt in Hazezontamar. Dia niverina indray izy ireo ka nankany Ena-mispata (dia Kadesy izany) ka namely ny tany rehetra an' ny Amalekita sy ny Amorita koa, izay nonina tany Hazazon-tamara. Rahefa izany dia lasa nody izy ireo, ka tonga teo am-pantsakan' i Fitsarana, dia Kadesa izany, ka namely ny tanin' ny Amalesita rehetra mbamin' ny Amoreana izay nonina tany Asason-Tamara. Ils firent un mouvement tournant et vinrent à la Source du Jugement c' est Cadès; ils battirent tout le territoire des Amalécites et aussi les Amorites qui habitaient Haçaçôn-Tamar.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 20.2 Then there came some that told Jehoshaphat, saying, There cometh a great multitude against thee from beyond the sea on this side Syria; and, behold, they be in Hazazontamar, which is Engedi. Ary nisy tonga ka nanambara tamin' i Josafata hoe: Indreo, misy olona betsaka avy any an-dafin' ny ranomasina, dia avy any Syria, ho avy hiady aminao; ary indreo izy ao Hazezon-tamara (Enjedy izany). Ka nisy tonga nilaza tamin' i Josafata hoe: Misy vahoaka be tamy hiady aminao, avy any an-dafin' ny ranomasina izy ireo, avy any Siria, ary efa mby ao Asasona-Tamara, izany hoe Engadì izy izao. On vint en informer Josaphat en ces termes : " Une foule immense s' avance contre toi d' au-delà de la mer, d'Édom; la voici à Haçaçôn Tamar, c' est-à-dire En-Gaddi. "