| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 36.36 | And Hadad> died, and Samlah of Masrekah> reigned in his stead. | Ary maty Hadada, dia nanjaka nandimby azy Samla avy tany Masreka. | Maty Hadada, ary Semlà, avy any Masrekà, no nanjaka namdimby azy. | Hadad> mourut et à sa place régna Samla, de Masréqa>. | 
| Gen / Jen 36.37 | And Samlah died, and Saul> of Rehoboth> by the river reigned in his stead. | Ary maty Samla, dia nanjaka nandimby azy Saoly avy tany Rehobota eo amoron' ny Ony. | Maty Semlà, ary Saola avy any Rohobota, amin' ny Ony, no nanjaka nandimby azy. | Samla mourut et à sa place régna Shaûl>, de Rehobot-ha-Nahar>. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 1.47 | And when Hadad> was dead, Samlah of Masrekah> reigned in his stead. | Ary maty Hadada, dia nanjaka nandimby azy Samla avy any Masreka. | Maty Hadada, ka Semlà, avy any Masrekà no nanjaka nandimby azy. | Hadad> mourut et à sa place régna Samla de Masréqa>. | 
| 1Tt / 1Tan 1.48 | And when Samlah was dead, Shaul> of Rehoboth> by the river reigned in his stead. | Ary maty Samla, dia nanjaka nandimby azy Saoly avy any Rehobota eo amoron' ny Ony. | Maty Semlà, ka Saola avy any Rohobota, amoron' ny Ony, no nanjaka nandimby azy. | Samla mourut et à sa place régna Shaûl> de Rehobot-ha-Nahar>. |