Chapters and verses mentioning Jake

  The Proverbs Ohabolana Ohabolana Les Proverbes
Oha / Oh 30.1 The words of Agur the son of Jakeh, even the prophecy: the man spake unto Ithiel, even unto Ithiel and Ucal, Ny teny mavesa-danja nataon' i Agora, zanak' i Jake, dia ny teny nataon-dralehilahy tamin' Itiela, eny, tamin' Itiela sy Okala: Tenin' i Agora, zanak' i Jake; oha-teny. Hoy izany lehilahy izany: Nanasa-tena aho, mba hahalalako an' Andriamanitra, mba hahalalako an' Andriamanitra dia lany ny heriko. Paroles d' Agur, fils de Yaqé, de Massa. Oracle de cet homme pour Itéel, pour Itéel et pour Ukal.