| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 36.23 | And the children of Shobal> were these; Alvan>, and Manahath>, and Ebal>, Shepho>, and Onam. | Ary izao no zanakalahin' i Sobala: Alvana sy Manahata sy Ebala sy Sefo ary Onama. | Izao no zanakalahin' i Sobala: Alvana, Manahata, Ebala, Sefao, ary Onama. | Voici les fils de Shobal> : Alvân>, Manahat>, Ébal>, Shepho>, Onam. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 1.40 | The sons of Shobal>; Alian>, and Manahath>, and Ebal>, Shephi>, and Onam. and the sons of Zibeon>; Aiah>, and Anah>. | Ary ny zanakalahin' i Sobala dia Aliana sy Manahata sy Ebala sy Sefy ary Onama. Ary ny zanakalahin' i Zibona dia Aia sy Ana. | Zanak' i Sobala: Aliàna, Manahata, Ebala, Sefà, ary Onama. Zanak' i Sebeona: Aià sy Anà. Zanak' i Ana: Disona. | Fils de Shobal> : Alyân>, Manahat>, Ébal>, Shephi>, Onam. Fils de Çibéôn> : Ayya> et Ana>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 2.26 | Jerahmeel> had also another wife, whose name was Atarah>; she was the mother of Onam. | Jeramela nanana vady hafa koa atao hoe Atara; izy no renin' i Onama. | Nanambady hafa koa atao hoe Atarà, Jerameela; io no renin' i Onama. | Yerahméel> eut une autre femme du nom de Atara>; elle fut la mère d' Onam. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 2.28 | And the sons of Onam were, Shammai>, and Jada>. And the sons of Shammai>; Nadab> and Abishur>. | Ary ny zanakalahin' i Onama dia Samay sy Jada. Ary ny zanakalahin' i Samay dia Nadaba sy Abisora. | Ny zanakalahin' i Onama, dia Semeia sy Jadà. Zanakalahin' i Semeia: Nadaba sy Abisora. | Les fils d' Onam furent Shammaï> et Yada>. Fils de Shammaï> : Nadab> et Abishur>. |