| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| Gen / Jen 25.1 | Then again Abraham> took a wife, and her name was Keturah. | Ary Abrahama nampaka-bady indray, Ketora no anarany. | Ary Abrahama nampaka-bady, Setorà no anarany. | Abraham> prit encore une femme, qui s' appelait Qetura. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 25.4 | And the sons of Midian>; Ephah>, and Epher>, and Hanoch>, and Abidah>, and Eldaah>. All these were the children of Keturah. | Ary ny zanakalahin' i Midiana dia Efaha sy Efera sy Hanoka sy Abida ary Eldaha. Ireo rehetra ireo no zanak' i Ketora. | Ny zanakalahin' i Madiàna dia Efà, Ofera, Henoka, Abidà, ary Eldao. - Ireo no zanakalahin' i Setorà rehetra. | Fils de Madiân> : Épha>, Épher>, Hanok>, Abida>, Eldaa>. Tous ceux-là sont fils de Qetura. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 1.32 | Now the sons of Keturah, Abraham>' s concubine: she bare Zimran>, and Jokshan>, and Medan>, and Midian>, and Ishbak>, and Shuah>. And the sons of Jokshan>; Sheba>, and Dedan>. | Ary ny zanakalahin' i Ketora, vaditsindranon' i Abrahama. Izy no niteraka an' i Zimrama sy Joksana sy Medana sy Midiana sy Jisbaka ary Soaha. Ary ny zanakalahin' i Joksana dia Sheba sy Dedana. | Zanakalahin' i Setorà, vaditsindranon' i Abrahama: ny naterany dia Zamrama, Jeksàna, Madàna, Madiana, Jesbaoka, ary Soe. Zanak' i Jeksàna: Sabà sy Dadàna. | Fils de Qetura, concubine d' Abraham>. Elle enfanta Zimrân>, Yoqshân>, Medân>, Madiân>, Yishbaq> et Shuah>. Fils de Yoqshân> : Sheba> et Dedân>. | 
| 1Tt / 1Tan 1.33 | And the sons of Midian>; Ephah>, and Epher>, and Henoch>, and Abida>, and Eldaah>. All these are the sons of Keturah. | Ary ny zanakalahin' i Midiana dia Efaha sy Efera sy Hanoka sy Abida ary Eldaha. Ireo rehetra ireo no zanakalahin' i Ketora. | Zanak' i Madiana: Efah, Efera, Henaoka, Abidà, ary Eldaà. Izy rehetra ireo dia zanak' i Setorà. | Fils de Madiân> : Épha>, Épher>, Hanok>, Abida>, Eldaa>. Tous ceux-là sont fils de Qetura. |