Chapters and verses mentioning Melkoma

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 11.5 For Solomon went after Ashtoreth the goddess of the Zidonians, and after Milcom the abomination of the Ammonites. Fa Solomona nanaraka an' i Astarta, andriamani-bavin' ny Sidoniana, sy Milkoma, fahavetavetan' ny Amonita. fa nanaraka an' i Astarte andriamani-bavin' ny Sidoniana Salomona, sy an' i Melkoma, fahavetavetan' ny Amonita. Salomon suivit Astarté, la divinité des Sidoniens, et Milkom, l' abomination des Ammonites.
...............
1Mp 11.33 Because that they have forsaken me, and have worshipped Ashtoreth the goddess of the Zidonians, Chemosh the god of the Moabites, and Milcom the god of the children of Ammon, and have not walked in my ways, to do that which is right in mine eyes, and to keep my statutes and my judgments, as did David his father. satria efa nahafoy Ahy izy ka niankohoka teo anatrehan' i Astarta, andriamani-bavin' ny Sidoniana, sy Kemosy andriamanitr' i Moaba, ary Milkoma, andriamanitry ny taranak' i Amona, fa tsy nandeha tamin' ny lalako hanao izay mahitsy eo imasoko sy hitandrina ny didiko sy ny fitsipiko tahaka an' i Davida rainy. Ary ny anton' izany dia noho izy ireo efa nandao ahy ka niankohoka teo anatrehan' i Astarte, andriamanibavin' ny Sidoniana, sy teo anatrehan' i Melkoma, andriamanitry ny taranak' i Amona, ary noho izy ireo tsy nandeha tamin' ny làlako, mba hanao izay mahitsy eo imasoko sy hitandrina ny didy amam-pitsipiko, tahaka ny nataon' i Davida rain' i Salomona. C' est qu' il m' a délaissé, qu' il s' est prosterné devant Astarté, la déesse des Sidoniens, Kemosh, le dieu de Moab, Milkom, le dieu des Ammonites, et qu' il n' a pas suivi mes voies, en faisant ce qui est juste à mes yeux, ni mes lois et mes ordonnances, comme son père David.

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 23.13 And the high places that were before Jerusalem, which were on the right hand of the mount of corruption, which Solomon the king of Israel had builded for Ashtoreth the abomination of the Zidonians, and for Chemosh the abomination of the Moabites, and for Milcom the abomination of the children of Ammon, did the king defile. Ary nolotoin' ny mpanjaka ireo fitoerana avo izay teo anoloan' i Jerosalema, teo amin' ny ankavanan' ny tendrombohitra nahitan-doza, dia ireo nataon' i Solomona, mpanjakan' ny Isiraely, ho an' i Astarta, fa havetavetan' ny Sidoniana, sy ho an' i Kemosy, fahavetavetan' i Moaba, ary ho an' i Milkoma, fahavetavetan' ny taranak' i Amona. Nolotoin' ny mpanjaka ireo fitoerana avo tandrifin' i Jerosalema, amin' ny an-kavanan' ny Tendrombohitra Fahaverezana, naorin' i Salomona mpanjakan' Israely, ho an' i Astarte fahavetavetan' ny Sidoniana sy ho an' i Kamosa fahavetavetan' ny zanak' i Amona; Les hauts lieux qui étaient en face de Jérusalem, au sud du mont des Oliviers, et que Salomon roi d' Israël avait bâtis pour Astarté, l' horreur des Sidoniens, pour Kemosh, l' horreur des Moabites, et pour Milkom, l' abomination des Ammonites, le roi les profana.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
Jer / Jr 49.1 Concerning the Ammonites, thus saith the Lord; Hath Israel no sons? hath he no heir? why then doth their king inherit Gad, and his people dwell in his cities? Ny amin' ny taranak' i Amona, Izao no lazain' i Jehovah: Moa tsy manan-janakalahy va Isiraely? Ary tsy manan-kandova va izy? Koa nahoana Gada no lasan' ny mpanjakany, ary ny vahoakany monina ao amin' ny tanànany? Teny mamely ny taranak' i Ammona. Izao no lazain' ny Tompo: Tsy manan-taranaka va Israely? Tsy manan-kandova va izy? Ahoana no nangalan' i Melkoma an' i Gada ho azy, sy nakan' ny vahoakany fonenana eo amin' ny tanànany? Aux fils d' Ammon. Ainsi parle Yahvé Israël n' a-t-il pas de fils, n' a-t-il pas d' héritier? Pourquoi Milkom a-t-il hérité de Gad et son peuple en occupe-t-il les villes?
...............
Jer / Jr 49.3 Howl, O Heshbon, for Ai is spoiled: cry, ye daughters of Rabbah, gird you with sackcloth; lament, and run to and fro by the hedges; for their king shall go into captivity, and his priests and his princes together. Midradradradrà, ry Hesbona, fa rava Ay! Mitaraina, ianareo zanakavavin' i Raba! Misikina lamba fisaonana ianareo; Manaova fisaonana, ary mivoivoiza eo anaty fefy; Fa lasan-ko babo ny mpanjakany, dia ny mpisorony sy ireo mpanapaka azy. Migogogogoa, ry Hesebona, fa voaroba Hai; Midradradradrà, ry zanakavavin' i Rabah, misikina lasàka, migogogogoa; mivoivoiza manaraka ny fefy; fa nentin-ko sesi-tany Melkoma, mbamin' ny mpisorony amam-panapaka miaraka aminy koa. Gémis, Heshbôn, parce qu' Ar a été dévastée. Hurlez, filles de Rabba! revêtez-vous de sacs, élevez la lamentation, errez dans les enclos! Car Milkom va partir en exil avec ses prêtres et ses princes tous ensemble.