| 
 | 
|  | 2nd Book of Kings | 2 Mpanjaka | Mpanjaka II | 2ème Livre des Rois | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Mp 23.36 | Jehoiakim> was twenty and five years old when he began to reign; and he reigned eleven years in Jerusalem>. And his mother' s name was Zebudah>, the daughter of Pedaiah of Rumah>. | Dimy amby roa-polo taona Joiakima, fony izy vao nanjaka, ary nanjaka iraika ambin' ny folo taona tany Jerosalema izy. Ary ny anaran-dreniny dia Zebida, zanakavavin' i Pedaia, avy any Romaha. | Dimy amby roapolo taona Joakima fony vao nanjaka, ary nanjaka iraika ambin' ny folo taona tao Jerosalema izy. Ny anaran-dreniny dia Zebidà zanak' i Fadaiasa avy any Rimà. | Joiaqim> avait 25 ans à son avènement et il régna onze ans à Jérusalem>; sa mère s' appelait Zebida>, fille de Pedaya, et était de Ruma>. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 3.18 | Malchiram> also, and Pedaiah, and Shenazar>, Jecamiah>, Hoshama>, and Nedabiah>. | ary Malkirama koa sy Pedaia sy Senazara sy Jekamia sy Hosama ary Nedabia. | Melkirama, Fadaia, Senezera, Jesemiasa, Samà, ary Nadabiasa. | puis Malkiram>, Pedaya, Shéneaççar>, Yeqamya>, Hoshama>, Nedabya>. | 
| 1Tt / 1Tan 3.19 | And the sons of Pedaiah were, Zerubbabel>, and Shimei>: and the sons of Zerubbabel>; Meshullam>, and Hananiah>, and Shelomith> their sister: | Ary ny zanakalahin' i Pedaia dia Zerobabela sy simey. Ary ny zanakalahin' i Zerobabela dia Mesolama sy Hanania ary Selomita, anabaviny, | Zanakalahin' i Fadaiasa: Zorobabela sy Semeia. Zanakalahin' i Zorobabela: Mosolama, Hananiasa ary Salomita, anabavin' ireo; | Fils de Pedaya : Zorobabel> et Shiméï>. Fils de Zorobabel> : Meshullam> et Hananya>; Shelomit> était leur soeur. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 27.20 | Of the children of Ephraim>, Hoshea> the son of Azaziah>: of the half tribe of Manasseh>, Joel> the son of Pedaiah: | tamin' ny taranak' i Efraima dia Hosea, zanakalahin' i Azazia; tamin' ny antsasaky ny firenen' i Manase dia Joela, zanakalahin' i Pedaia; | amin' ny taranak' i Efraima: Osea zanak' i Ozaziò; amin' ny antsasa-pokon' i Manase, Joela zanak' i Fadaiasa; | Hoshéa> fils d' Azazyahu> les Éphraïmites>, Yoèl> fils de Pedayahu> la demi-tribu de Manassé>, | 
| 
 | 
|  | Book of Nehemiah | Nehemia | Nehemia | Livre de Néhémie | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Neh / Ne 3.25 | Palal> the son of Uzai>, over against the turning of the wall, and the tower which lieth out from the king' s high house, that was by the court of the prison. After him Pedaiah the son of Parosh>. | Ary Palala, zanak' i Ozay, koa, dia ny teo amin' ny tandrifin' ny fiolahana sy izay mandroso eo amin' ny tilikambo ambony, eo amin' ny ranon' ny mpanjaka, eo akaikin' ny tokotanin' ny trano-maizina. Manarakaraka io koa dia Pedaia, zanak' i Parosy. | Falela zanak' i Ozì, nanamboatra teo an-tandrifin' ny zorony sy ny tilikambo avo izay mibohitra eo alohan' ny tranon' ny mpanjaka, akaikin' ny tokotanin' ny tranomaizina. | Après lui Palal>, fils d' Uzaï>, répara vis-à-vis de l' Encoignure> et de la tour qui fait saillie sur le Palais> royal supérieur et est située dans la cour de la prison. Après lui Pedaya, fils de Paréosh>, répara | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Neh / Ne 8.4 | And Ezra> the scribe stood upon a pulpit of wood, which they had made for the purpose; and beside him stood Mattithiah>, and Shema>, and Anaiah>, and Urijah>, and Hilkiah>, and Maaseiah>, on his right hand; and on his left hand, Pedaiah, and Mishael>, and Malchiah>, and Hashum>, and Hashbadana>, Zechariah>, and Meshullam>. | Ary Ezra mpanora-dalàna nitsangana teo ambonin' ny lampihazo fitoriana, izay efa natao ho fitoriana izany; ary Matitia sy Sema sy Anaia sy Oria sy Hilkia ary Mahaseia no nitsangana teo anilany ankavanana; ary Pedaia sy Misaela sy Malkia sy Hasoma sy Hasbadana sy Zakaria ary Mesolama no teo anilany ankavia kosa. | Teo ambony lampihazo vao narafitra hanaovana izany, no nitsangana Esdrasa mpanora-dalàna, ary ireto no teo anilany: ao an-kavanany, Matatiasa, Semeiasa, Aniasa, Oria, Helkiasa, Maasiasa; teo an-kaviany, Fadaiasa, Misaela, Melkiasa, Hasoma, Hasbadanà, Zakaria, Mosolama. | Le scribe Esdras> se tenait sur une estrade de bois, construite pour la circonstance; près de lui se tenaient : à sa droite, Mattitya>, Shéma>, Anaya>, Uriyya>, Hilqiyya> et Maaséya>, et, à sa gauche, Pedaya, Mishaèl>, Malkiyya>, Hashum>, Hashbaddana>, Zekarya> et Meshullam>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Neh / Ne 11.7 | And these are the sons of Benjamin>; Sallu> the son of Meshullam>, the son of Joed>, the son of Pedaiah, the son of Kolaiah>, the son of Maaseiah>, the son of Ithiel>, the son of Jesaiah>. | Ary izao no taranak' i Benjamina: Salo, zanak' i Mesolama, zanak' i Joeda, zanak' i Pedaia, zanak' i Kolaia, zanak' i Mahaseia, zanak' Itiela,zanak' i Jesaia; | Ary izao no taranak' i Benjamina: Seloma, zanak' i Mosolama, zanak' i Joeda, zanak' i Fadaiasa, zanak' i Kolaiasa, zanak' i Maasiasa, zanak' i Eteela, zanak' i Isaia; | Voici les fils de Benjamin> : Sallu>, fils de Meshullam>, fils de Yoèd>, fils de Pedaya, fils de Qolaya>, fils de Maaséya>, fils d' Itiel>, fils de Yeshaya>, | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Neh / Ne 13.13 | And I made treasurers over the treasuries, Shelemiah> the priest, and Zadok> the scribe, and of the Levites>, Pedaiah: and next to them was Hanan> the son of Zaccur>, the son of Mattaniah>: for they were counted faithful, and their office was to distribute unto their brethren. | Ary nanendry mpitandrina ny trano firaketana aho, dia Selemia mpisorona sy Zadoka mpanoratra ary Pedaia avy tamin' ny Levita; ary manarakaraka azy telo lahy dia Hanana, zanak' i Zakora, zanak' i Matania; fa natao ho mahatoky ireo; ary ny adidin' ireo dia ny hizara ho an' ny rahalahiny. | Ary notendreko ho mpitandrina ny trano fitehirizana Selemiasa mpisorona, Sadaoka mpanora-dalàna, Fadaiasa, anankiray tamin' ny levita; ary nataoko mpanampy an' ireo Hanàna zanak' i Zakora, zanak' i Mataniasa, fa ireo no hita toetra ho mahatoky. Azy ireo ny mizara ho an' ny rahalahiny. | Je préposai aux magasins le prêtre Shélémya>, le scribe Sadoq>, Pedaya, l' un des lévites, et, pour les assister, Hanân>, fils de Zakkur>, fils de Mattanya>, car ils passaient pour intègres; leur office fut de faire les distributions à leurs frères. |