| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 11.29 | Sibbecai the Hushathite>, Ilai> the Ahohite>, | sy Sibekay Hosatita sy Ely Ahohita | Sobokaì, Hosatita; Ilaì, Aholita; | Sibbekaï de Husha>, Ilaï> d' Ahoh>, | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 20.4 | And it came to pass after this, that there arose war at Gezer> with the Philistines>; at which time Sibbechai> the Hushathite> slew Sippai>, that was of the children of the giant: and they were subdued. | Ary nony afaka izany, dia nisy ady tamin' ny Filistina tao Gazera; tamin' izany no namonoan' i Sibekay Hosatita an' i Sipay, izay isan' ny taranaky ny Refaita, ka dia naetriny ny Filistina. | Tatý aorian' izany nisy ady tamin' ny Filistina tao Gazera. Tamin' izay no nahafatesan' i Sabokaì Hosatita, an' i Safaì isan-taranak' i Rafà, ka voaetry ny Filistina. | Après cela, la guerre se poursuivit avec les Philistins> à Gézer>. C' est alors que Sibbekaï de Husha> tua Sippaï>, un descendant des Rephaïm>. Les Philistins> furent abaissés. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 27.11 | The eighth captain for the eighth month was Sibbecai the Hushathite>, of the Zarhites>: and in his course were twenty and four thousand. | Ny fahavalo, ho amin' ny volana fahavalo, dia Sibekay Hosatita, isan' ny Zerita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina. | Sobokaì Hosatita, amin' ny fianakavian' ny Zarahita no fahavalo, ho amin' ny volana fahavalo, ary efatra arivo sy roa alina no isan' ny antokony. | Le huitième, affecté au huitième mois, était Sibbekaï, de Husha>, un Zarhite>; il était responsable d' une classe de vingt-quatre mille hommes. |