| 
 | 
|  | Joshua | Josoa | Josoe | Livre de Josué | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 12.18 | The king of Aphek>, one; the king of Lasharon, one; | ny mpanjakan' i Afeka, iray; ny mpanjakan' i Lasarona, iray; | ny mpanjakan' i Afeka, iray; ny mpanjakan' i Lasarona, iray; | Le roi d' Aphèq>, un; le roi en Sarôn, un; | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 27.29 | And over the herds that fed in Sharon> was Shitrai> the Sharonite: and over the herds that were in the valleys was Shaphat> the son of Adlai>: | ary ny tonian' ny omby nandrasana tany Sarôna dia Sitray Sarônita; ary ny tonian' ny omby tany an-dohasaha dia Safata, zanak' i Adlay; | Setraì avy any Sarona no amin' ny omby andrasana any Sarona; Safatà zanak' i Adlì no amin' ny omby eny an-dohasaha; | Responsable du gros bétail pâturant en Sarôn : Shitraï>, de Sarôn. Responsable du gros bétail dans les vallées : Shaphat>, fils de Adlaï>. | 
| 
 | 
|  | The Song of Songs | Tononkira | Tononkira | Le Cantique des Cantiques | 
| Ton 2.1 | I am the rose of Sharon>, and the lily of the valleys. | Izaho dia voninkazo eny an-tanety ihany sy lilia eny an-dohasaha. | Izaho, dia narsisa any Sarona,  lisy eny an-dohasaha. | - Je suis le narcisse de Saron>, le lis des vallées. | 
| 
 | 
|  | Book of Isaiah | Isaia | Izaia | Livre d'Isaïe | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Isa / Iz 33.9 | The earth mourneth and languisheth: Lebanon> is ashamed and hewn down: Sharon> is like a wilderness; and Bashan> and Carmel> shake off their fruits. | Misaona ny tany ka milofika; Menatra Libanona ka malazo; Efa tonga tahaka ny tani-hay Sarôna, Ary manintsana Basana sy Karmela. | Misaona sy milofika ny tany;  menatra sy malazo i Libàna,  zary sahala amin' i Arabah i Sarona,  manitsan-dravina Basàna sy Karmely. | Endeuillée, la terre languit. Couvert> de honte, le Liban> se dessèche, Saron> est devenue comme la steppe, Bashân> et le Carmel> frémissent. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Isa / Iz 35.2 | It shall blossom abundantly, and rejoice even with joy and singing: the glory of Lebanon> shall be given unto it, the excellency of Carmel> and Sharon>, they shall see the glory of the Lord>, and the excellency of our God>. | Mamony be dia be izy, eny, mifaly mihoby izy, ny voninahitr' i Libanona dia homena azy mbamin' ny hatsaran-tarehin' i Karmela sy Sarôna, dia hahita ny voninahitr' i Jehovah izy sy ny famirapiratan' Andriamanitsika. | ary hamony tahaka ny narisisa;  hirakotra voninkazo sy hientan-kafaliana  ary hanao hoby firavoravoana izy.  Homena azy ny voninahitr' i Libàna  mbamin' ny hakanton' i Karmely sy Sarona. Izy ireo hahita ny voninahitry ny Tompo,  sy ny famirapiratan' ny Andriamanitsika. | qu' elle se couvre de fleurs, qu' elle exulte de joie et pousse des cris, la gloire du Liban> lui a été donnée, la splendeur du Carmel> et de Saron>. C' est eux qui verront la gloire de Yahvé>, la splendeur de notre Dieu>. |