| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 36.12 | And Timna> was concubine to Eliphaz> Esau>' s son; and she bare to Eliphaz> Amalek>: these were the sons of Adah> Esau>' s wife. | Ary Timna no vaditsindranon' i Elifaza, zanakalahin' i Esao; ary niteraka an' i Amaleka tamin' i Elifaza izy. Ireo no zanakalahin' i Ada, vadin' i Esao. | Tamnà, vaditsindranon' i Elifaza, zanak' i Esao, niteraka an' i Amaleka tamin' i Elifaza. Ireo no zanakalahin' i Adà, vadin' i Esao. | Éliphaz>, fils d'Ésaü>, eut pour concubine Timna et elle lui enfanta Amaleq>. Tels sont les fils d' Ada>, la femme d'Ésaü>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 36.22 | And the children of Lotan> were Hori> and Hemam>; and Lotan>' s sister was Timna>. | Ary ny zanakalahin' i Lotana dia Hory sy Hemana; ary Timna no anabavin' i Lotana. | Ny zanakalahin' i Laotana dia: Hori sy Hemana, ary Tammà no anabavin' i Laotana. | Les fils de Lotân> furent Hori> et Hémam>, et la soeur de Lotân> était Timna. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 36.40 | And these are the names of the dukes that came of Esau>, according to their families, after their places, by their names; duke Timnah, duke Alvah>, duke Jetheth>, | Ary izao no anaran' ny loham-pirenena tamin' ny taranak' i Esao, araka ny mpianakaviny, araka ny fonenany sy araka ny anarany: Timna loham-pireneny sy Alva loham-pireneny sy Jeteta loham-pireneny | Izao no anaran' ny loham-pirenena amin' ny taranak' i Esao, araka ny fokony sy ny faritaniny ary ny anarany avy: Tammà, loham-pirenena; Alvà, loham-pirenena; Jetela, loham-pirenena; | Voici les noms des chefs d'Ésaü>, selon leurs clans et leurs lieux, d' après leurs noms : le chef Timna, le chef Alva>, le chef Yetèt>, | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 38.12 | And in process of time the daughter of Shuah> Judah>' s wife died; and Judah> was comforted, and went up unto his sheepshearers to Timnath, he and his friend Hirah> the Adullamite>. | Ary rehefa ela, dia maty ny vadin' i Joda, dia ilay zanakavavin' i Soa; ary rehefa nionona ny alahelon' i Joda, dia niakatra tany amin' ny mpanety ondriny tany Timna izy sy Hira Adolamita sakaizany. | Nony ela dia maty ilay zanakavavin' i Soe, vadin' i Jodà. Ary rahefa afa-tsaona Jodà, dia niakatra tany amin' ireo nanety ny ondriny, any Tamnà, izy sy Hirà, Odolamita, sakaizany. | Bien des jours passèrent et la fille de Shua>, la femme de Juda>, mourut. Lorsque Juda> fut consolé, il monta à Timna pour la tonte de ses brebis, lui et Hira>, son ami d' Adullam>. | 
| Gen / Jen 38.13 | And it was told Tamar>, saying, Behold thy father in law goeth up to Timnath to shear his sheep. | Dia nisy nanambara tamin' i Tamara hoe Indro, ny rafozanao miakatra ho any Timna hanety ny ondriny. | Ary nisy nilaza izany tamin' i Tamara nanao hoe: Indro, ny rafozanao miakatra any Tamnà hanety ny ondriny. | On avertit Tamar> : Voici, lui dit-on, que ton beau-père monte à Timna pour tondre ses brebis. | 
| Gen / Jen 38.14 | And she put her widow' s garments off from her, and covered her with a vail, and wrapped herself, and sat in an open place, which is by the way to Timnath; for she saw that Shelah> was grown, and she was not given unto him to wife. | Ary nanaisotra ny akanjony fanaon' ny mpitondratena izy, dia nisarona fisalobonana ka nisalobona, dia nipetraka teo am-bavahadin' i Enaima, izay eo amin' ny lalana mankany Timna; satria efa hitan' i Tamara fa efa lehibe Sela, nefa tsy mbola nomen' i Joda ho vadin' i Sela izy. | Ka nesoriny ny akanjo fitondran' ny mpitondra tena teny aminy, dia nisarona voaly izy, ka nipetraka nisalobona teo am-bavahadin' i Enaïma, amin' ny làlana mankany Tamnà; satria hitany fa efa lehibe Selà, ary izy anefa tsy mbola nomena ho vadiny. | Alors, elle quitta ses vêtements de veuve, elle se couvrit d' un voile, s' enveloppa et s' assit à l' entrée d'Énayim>, qui est sur le chemin de Timna. Elle voyait bien que Shéla> était devenu grand et qu' elle ne lui avait pas été donnée pour femme. | 
| 
 | 
|  | Joshua | Josoa | Josoe | Livre de Josué | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 15.10 | And the border compassed from Baalah> westward unto mount Seir>, and passed along unto the side of mount Jearim>, which is Chesalon>, on the north side, and went down to Bethshemesh>, and passed on to Timnah: | dia niolaka hatrany Bala andrefana ka hatramin' ny tendrombohitra Seira ka nandroso hatramin' ny ilany avaratry ny tendrombohitra Jearima (Kesalona izany), dia nidina hatrany Beti-semesy ka nandroso hatrany Timna. | Avy eo Baala ny faritry ny tany dia niolaka miankandrefana mankany amin' ny tendrombohitra Jarima, dia Keslona izany, nidina mankany Betisamesa nihazo an' i Tamà. | De Baala>, la frontière inclinait à l' ouest vers la montagne de Séïr> et, longeant le flanc du mont Yéarim> vers le nord - c' est Kesalôn> - elle descendait à Bet-Shémesh>, traversait Timna, | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 15.57 | Cain>, Gibeah>, and Timnah; ten cities with their villages: | sy Kaina sy Gibea sy Timna: tanana folo sy ny zana-bohiny; | Akaïna, Gabaà, Tamnà: tanàna folo sy ny zanabohiny; | Ha-Qayîn>, Gibéa> et Timna : dix villes avec leurs villages. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 19.43 | And Elon>, and Thimnathah>, and Ekron>, | sy Elona sy Timna sy Ekrona | Elona, Temnà, Akrona, | Élôn>, Timna, Éqrôn>, | 
| 
 | 
|  | Judges | Mpitsara | Mpitsara | Livre des Juges | 
| Mts / Mpits 14.1 | And Samson> went down to Timnath>, and saw a woman in Timnath> of the daughters of the Philistines>. | Ary Samsona nidina nankany Timna ka nahita vehivavy tao avy amin' ny zanakavavin' ny Filistina. | Ary nidina nankany Tamnà Samsona, ka nahita vehivavy anankiray tamin' ireo zanakavavin' ny Filistina tany Tamnà. | Samson> descendit à Timna et remarqua, à Timna, une femme parmi les filles des Philistins>. | 
| Mts / Mpits 14.2 | And he came up, and told his father and his mother, and said, I have seen a woman in Timnath> of the daughters of the Philistines>: now therefore get her for me to wife. | Ary niakatra izy, dia nilaza tamin-drainy sy reniny hoe: Efa nahita vehivavy tany Timna avy amin' ny zanakavavin' ny Filistina aho; koa alao ho vadiko izy ankehitriny. | Nony tafakatra indray izy, dia nilaza tamin-drainy aman-dreniny nanao hoe: Nahita vehivavy anankiray tamin' ireo zanakavavin' ny Filistina aho, tany Tamnà, ka ankehitriny mba alaovy ho vadiko izy. | Il remonta et l' apprit à son père et à sa mère : " J' ai remarqué à Timna, dit-il, parmi les filles des Philistins>, une femme. Prends-la> moi donc pour épouse>. " | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mts / Mpits 14.5 | Then went Samson> down, and his father and his mother, to Timnath>, and came to the vineyards of Timnath>: and, behold, a young lion roared against him. | Dia nidina Samsona sy ny rainy aman-dreniny nankany Timna. Ary nony tonga tao amin' ny tanim-boaloboka tany Timna izy, indro, nisy liona tanora nierona taminy. | Dia nidina nankany Tamnà Samsona, niaraka tamin' ny ray aman-dreniny. Nony tonga teo amin' ny tanim-boalobok' i Tamnà izy, dia indry nisy vanton-diona nierona nandroso hifanehatra aminy. | Samson> descendit à Timna et, comme il arrivait aux vignes de Timna, il vit un jeune lion qui venait à sa rencontre en rugissant. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 1.36 | The sons of Eliphaz>; Teman>, and Omar>, Zephi>, and Gatam>, Kenaz>, and Timna>, and Amalek>. | Ny zanak' i Elifaza dia Temana sy Omara sy Zefo sy Gatama sy Kenaza sy Timna ary Amaleka. | Zanak' i Elifaza: Temàna, Omara, Sefè, Gatàna, Seneza, Tamnà; | Fils d'Éliphaz> : Témân>, Omar>, Çephi>, Gaétam>, Qenaz>, Timna, Amaleq>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 1.39 | And the sons of Lotan>; Hori>, and Homam>: and Timna was Lotan>' s sister. | Ary ny zanakalahin' i Lotana dia Hory sy Homama; ary Timna no anabavin' i Lotana. | Zanak' i Lotàna: Horì, sy Homama. Anabavin' i Lotàna: Thamnà. | Fils de Lotân> : Hori> et Homam>. Soeur> de Lotân>, Timna. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 1.51 | Hadad> died also. And the dukes of Edom> were; duke Timnah, duke Aliah>, duke Jetheth>, | Dia maty koa Hadada. Ary ny loham-pirenen' i Edoma dia Timna loham-pireneny, Alva loham-pireneny, Jetata loham-pireneny, | Ary maty Hadada.  Ny loham-pirenen' i Edoma dia ireto: Tamna loham-pirenena, Alva loham-pirenena, Jeteta loham-pirenena, | Hadad> mourut et il y eut alors des chefs en Édom> : le chef Timna, le chef Alya>, le chef Yetèt>, | 
| 
 | 
|  | 2nd Book of Chronicles | 2 Tantara | Tantara II | 2ème Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Tt / 2Tan 28.18 | The Philistines> also had invaded the cities of the low country, and of the south of Judah>, and had taken Bethshemesh>, and Ajalon>, and Gederoth>, and Shocho> with the villages thereof, and Timnah with the villages thereof, Gimzo> also and the villages thereof: and they dwelt there. | Ary ny Filistina koa nanafika ny tanàna eny amin' ny tany lemaka amoron-tsiraka sy eny amin' ny tany atsimo momba an' i Joda, dia nahafaka an' i Beti-semesy sy Aialona sy Gederota sy Soko mbamin' ny zana-bohiny ary Timna sy ny zana-bohiny ary Gimzo koa sy ny zana-bohiny; ary nonina tao izy. | Ny Filistina niely teny amin' ny tanàna eny amin' ny Sefela sy ny Negeban' i Jodà; azony avokoa Betsamesa, Aialòna, Gaderota, Sokao sy ny tanàna momba azy, Tamnà sy ny tanàna momba azy, Gamzao sy ny tanàna momba azy, dia nonenany. | Les Philistins> se répandirent dans les villes du Bas-Pays> et du Négeb> de Juda>. Ils prirent Bet-Shémesh>, Ayyalôn>, Gedérot>, Soko> et ses dépendances, Timna et ses dépendances, Gimzo> et ses dépendances, et s' y établirent. |