Chapters and verses mentioning Sinima

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
...............
Isa / Iz 49.12 Behold, these shall come from far: and, lo, these from the north and from the west; and these from the land of Sinim. Indreo, tonga avy lavitra ireto; ary, indreo, avy any avaratra sy andrefana ireto, ary avy any amin' ny tany Sinima ireto. Indreo ny sasany avy lavitra; indreo ny sasany avy any avaratra sy avy any andrefana, ary indreo koa ireo avy any amin' ny tanin' ny Sinima. Les voici, ils viennent de loin, ceux-ci du Nord et de l' Occident, et ceux-là du pays de Sînîm.