Chapters and verses mentioning Masa

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 25.14 And Mishma, and Dumah, and Massa, sy Misma sy Doma sy Masa Masmà, Domà, Masà, Mishma, Duma, Massa,

  Exodus Fanafahana na Eksodosy Fanafahana na Eksaody L'Exode
...............
Eks 17.7 And he called the name of the place Massah, and Meribah, because of the chiding of the children of Israel, and because they tempted the Lord, saying, Is the Lord among us, or not? Ary ny anaran' izany tany izany dia nataony hoe Masa sy Meriba, noho ny ady nataon' ny Zanak' Isiraely, sy noho ny nakany fanahy an' i Jehovah hoe: Eto aminay va Jehovah, sa tsia? ary nomeny anarana hoe: Masah sy Meribah io fitoerana io, fa nila kisa ny zanak' Israely, sy naka fanahy an' ny Tompo nanao hoe: Eto afovoantsika ve Iaveh sa tsia? Il donna à ce lieu le nom de Massa et Meriba, parce que les Israélites cherchèrent querelle et parce qu' ils mirent Yahvé à l'épreuve en disant : " Yahvé est-il au milieu de nous, ou non ?

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 6.16 Ye shall not tempt the Lord your God, as ye tempted him in Massah. Aza maka fanahy an' i Jehovah Andriamanitrareo ianareo, tahaka ilay nakanareo fanahy Azy tao Masa. Aza maka fanahy an' ny Tompo Andriamanitrareo, tahaka ny nakanareo fanahy azy tany Masah. Vous ne mettrez pas Yahvé votre Dieu à l'épreuve, comme vous l' avez mis à l'épreuve à Massa.
...............
Deo / Dt 9.22 And at Taberah, and at Massah, and at Kibrothhattaavah, ye provoked the Lord to wrath. Ary tao Tabera sy Masa ary Kibrota-hatava no nampahatezeranareo an' i Jehovah. Nampahatezitra an' ny Tompo koa hianareo, tany Tabeerà sy Masah, ary Kibrota-Hataavà. Et à Tabeéra, et à Massa, et à Qibrot-ha-Taava, vous avez irrité Yahvé.
...............
Deo / Dt 33.8 And of Levi he said, Let thy Thummim and thy Urim be with thy holy one, whom thou didst prove at Massah, and with whom thou didst strive at the waters of Meribah; Ary ny amin' i Levy dia hoy izy: Ny Tomimanao sy ny Orimanao dia amin' ny olonao masina. Izay nizahanao toetra tao Masa Sy nifamalianao tao amin' ny ranon' i Meriba, Ny amin' i Levi dia hoy izy: Ny Orimanao sy ny Tomimanao dia amin' ny olonao masina, izay nozahanao toetra tao Masa izay nifamalianao tao amin' ny ranon' i Meriba, Il dit sur Lévi : Donne à Lévi tes Urim et tes Tummim à l' homme à qui tu fis grâce, après l' avoir mis à l'épreuve à Massa, t' en être pris à lui aux eaux de Meriba.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.30 Mishma, and Dumah, Massa, Hadad, and Tema, sy Misma sy Doma sy Masa sy Hadada sy Tema Masmà, Domà, Masà, Hadada, Temà, Mishma, Duma, Massa, Hadad, Téma,

  The Psalms Salamo Salamo Les Psaumes
...............
Sal 95.8 Harden not your heart, as in the provocation, and as in the day of temptation in the wilderness: Aza manamafy ny fonareo tahaka ny tao Meriba, Sy tahaka ny tamin' ny andro tao Masa fony tany an-efitra, Aza manamafy ny fonareo, toy ny tany Meribà, tahaka ny tamin' ny andro tao Masà, tany an' efitra, "N' endurcissez pas vos coeurs comme à Meriba, comme au jour de Massa dans le désert,