Chapters and verses mentioning Onesimosy

  Letter to the Colossians Kolosianina Kolosiana Épître de Saint Paul aux Colossiens
...............
Kol 4.9 With Onesimus, a faithful and beloved brother, who is one of you. They shall make known unto you all things which are done here. ary Onesimosy, rahalahy mahatoky sy malala izay avy aminareo, dia nirahiko koa. Izy roa lahy hampahafantatra anareo ny zavatra rehetra atý . Onesimo, rahalahy malala sy mahatoky, izay avy atý aminareo koa, dia miaraka aminy; ka dia izy roa lahy no hampahalala anareo ny zavatra rehetra atý. Je lui adjoins Onésime, le fidèle et bien-aimé frère, qui est de chez vous. Ils vous apprendront tout ce qui se passe ici.

  Letter to Philemon Filemona Filemona Épître de Saint Paul à Philémon
...............
Flm / Filem 1.10 I beseech thee for my son Onesimus, whom I have begotten in my bonds: Eny, miangavy aminao aho ny amin' ny zanako, izay naterako teto amin' ny fifatorako, dia Onesimosy, dia mifona aminao ho an' i Onesimo zanako naterako teto am-patorana, Je te le renvoie, et lui, c' est comme mon propre coeur.
...............
Flm / Filem 1.15 For perhaps he therefore departed for a season, that thou shouldest receive him for ever; Fa izany angaha no nialany vetivety, dia ny mba hanananao azy mandrakizay, Angamba koa Onesimo no niala vetivety teto aminao, dia ny mba hanananao azy mandrakizay, Puisse cette foi rendre agissant son esprit d' entraide en t'éclairant pleinement sur tout le bien qu' il est en notre pouvoir d' accomplir pour le Christ.