Chapters and verses mentioning Stefanasy

  1st Letter to the Corinthians 1 Korintianina Korintiana I 1ère Épître de Saint Paul aux Corinthiens
...............
1Kr / 1Kor 1.16 And I baptized also the household of Stephanas: besides, I know not whether I baptized any other. Nefa mba efa nanao batisa ny ankohonan' i Stefanasy koa aho; afa-tsy ireo dia tsy hitako izay nataoko batisa. Nataoko batemy ihany koa ny fianakavian' i Stefanasy, fa tsy hitako izay nataoko batemy afa-tsy ireo. Ah si ! j' ai baptisé encore la famille de Stéphanas. Pour le reste, je ne sache pas avoir baptisé quelqu' un d' autre.
...............
1Kr / 1Kor 16.15 I beseech you, brethren, (ye know the house of Stephanas, that it is the firstfruits of Achaia, and that they have addicted themselves to the ministry of the saints,) Fantatrareo ny ankohonan' i Stefanasy, fa voaloham-bokatr' i Akaia izy sady efa nanolo-tena ho amin' ny fanompoana ny olona masina; dia mangataka aminareo aho, ry rahalahy, Izao koa no hafatra ataoko aminareo, ry rahalahy: fantatrareo fa ry Stefanasy, dia voaloham-bokatra tany Akaia, sady nanokan-tena hanampy ny olona masina, Encore une recommandation, frères. Vous savez que Stéphanas et les siens sont les prémices de l' Achaïe, et qu' ils se sont rangés d' eux-mêmes au service des saints.
...............
1Kr / 1Kor 16.17 I am glad of the coming of Stephanas and Fortunatus and Achaicus: for that which was lacking on your part they have supplied. Faly aho noho ny fihavian' i Stefanasy sy Fortonato ary Akaiko; fa ireo no nahefa ny tsy vitanareo; Faly aho noho ny nahatongavan' i Stefanasy sy Fortonato ary Akaïko, fa ireo no nanao izay tsy efanareo. Je suis heureux de la visite de Stéphanas, de Fortunatus et d' Achaïcus, qui ont suppléé à votre absence ;