Chapters and verses mentioning Kenkrea

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 18.18 And Paul after this tarried there yet a good while, and then took his leave of the brethren, and sailed thence into Syria, and with him Priscilla and Aquila; having shorn his head in Cenchrea: for he had a vow. Ary Paoly mbola nitoetra teo andro maromaro ihany, ary rehefa nanao veloma ny rahalahy izy, dia niondrana an-tsambo nankany Syria, ary Prisila sy Akoila niaraka taminy koa; ny volon-dohany nohetezany tany Kenkrea, satria efa nivoady izy. Mbola nitoetra tao Korinta andro maromaro ihany Paoly, vao nanao veloma ny rahalahy, ka niondrana nankany Siria, niaraka tamin' i Prisila sy Akilasy, ary nohetezany tao Senkrea ny volon-dohany, fa nisy voady nataony. Paul resta encore un certain temps à Corinthe, puis il prit congé des frères et s' embarqua pour la Syrie. Priscille et Aquilas l' accompagnaient. Il s'était fait tondre la tête à Cenchrées, à cause d' un voeu qu' il avait fait.

  Letter to the Romans Romanina Romana Épître de Saint Paul aux Romains
Rom / Rm 16.1 I commend unto you Phebe our sister, which is a servant of the church which is at Cenchrea: Indry, Foiby anabavintsika, diakon' ny fiangonana atý Kenkrea, lazaiko tsara aminareo, Indro Febe anabavintsika, lazaiko tsara aminareo, fa mpikarakara ny Eglizy ao Senkrea, Je vous recommande Phébée, notre soeur, diaconesse de l'Église de Cenchrées :