Chapters and verses mentioning Likaonia

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 14.6 They were ware of it, and fled unto Lystra and Derbe, cities of Lycaonia, and unto the region that lieth round about: ka fantany izany, dia nandositra nankany Lystra sy Derbe, tanàna any Lykaonia, mbamin' ny tany manodidina, izy, saingy reny izany, ka lasa nankany Listra sy Derbe, tanàna any Likaonia, ary tamin' ny tany rehetra manodidina izy ireo, dia nitory ny Evanjely tany. Mais s' en étant rendu compte, ils allèrent chercher refuge dans les villes de la Lycaonie, Lystres, Derbé et leurs environs,
...............
Asa 14.10 Said with a loud voice, Stand upright on thy feet. And he leaped and walked. dia niteny tamin' ny feo mahery hoe: Mijoroa amin' ny tongotrao. Dia niantsambotsambotra ralehilahy ka nitsangantsangana. Nony hitan' ny vahoaka ny nataon' i Paoly, dia niantso mafy tamin' ny fitenin' i Likaonia izy nanao hoe: Andriamanitra maka endrik' olona no nidina nankaty amintsika. dit d' une voix forte : " Lève-toi, tiens-toi droit sur tes pieds ! " Il se dressa d' un bond : il marchait.
Asa 14.11 And when the people saw what Paul had done, they lifted up their voices, saying in the speech of Lycaonia, The gods are come down to us in the likeness of men. Ary nony hitan' ny vahoaka betsaka izay zavatra nataon' i Paoly, dia nanandratra ny feony ka nanao tamin' ny fitenin' i Lykaonia hoe: Efa nidina nankaty amintsika ny andriamanitra maka ny endrik' olona! Dia Barnabe moa nantsoiny hoe Jopitera, ary Paoly kosa Merkory, satria izy no mpandaha-teny. A la vue de ce que Paul venait de faire, la foule s'écria, en lycaonien : " Les dieux, sous forme humaine, sont descendus parmi nous ! "