<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 28:2 | And |
Ary hoy Davida tamin' i Akisy: Amin' izao dia ho fantatrao tokoa izay hain' ny mpanomponao hatao. Ary hoy Akisy tamin' i Davida: Noho izany dia hataoko mpiaro ny lohako mandrakizay ianao. | Ary hoy ny navalin' i Davida tamin' i Akisa: Koa ho hitanao ny hafitsoky ny mpanomponao. Ka hoy Akisa tamin' i Davida: Ary izaho kosa hanangana anao ho mpiambina ny tenako mandrakizay. |